Fanandroana Foza

Ny Foza na Asorotany no vintana fahefatra ao amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka.

Ny Kambana no eo alohany ary ny Liona no manaraka azy.

Fanandroana Foza
Ny evan' ny Foza
Fanandroana Foza
Foza
Fanandroana Foza
Antokon-kintan' ny Foza

Ny antokon-kintana Foza sy ny zôdiaka

Ny fotoana andalovan' ny masoandro eo amin' ny antokon-kintan' ny Foza dia amin' ny 20 Jolay hatramin' ny 10 Aogositra. Ny fari-potoan' ny Foza araka ny zôdiakan-kintana dia eo amin' ny 16 Jolay hatramin' ny 15 Aogositra. Ny Foza ao amin' ny zodiakam-panandroana mahazatra (zôdiaka mikisaka; frantsay: zodiaque tropical) dia avy eo amin' ny 22 Jona ka miafara amin' ny 22 Jolay.

Kambana Foza Liona
Antokon-kintana 21 Jona – 20 Jolay 20 Jolay – 10 Aogositra 10 Aogositra – 16 Septambra
Zodiakan-kintana 16 Jona – 15 Jolay 16 Jolay – 15 Aogositra 16 Aogositra – 15 Septambra
Zodiaka mikisaka 21 Mey – 21 Jona 22 Jona – 22 Jolay 23 Jolay – 22 Aogositra

Jereo koa

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Kambana (fanandroana)Liona (fanandroana)Zôdiaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Faritra BoenyFaritra Atsimo-AndrefanaFiangonana Kristiana (Mpianatr' i Kristy)Fiteny friolanaVietnamyMosesyTestamenta TalohaFitsikerana lahatsoratra800HunanTeboka amam-paingoWuhanSphinxTournissanAntiokosy IV EpifanesyFahagagana nataon' i JesoaFanekem-pinoana apôstôlikaZarqanRainisoalamboLitisiaAgielaCentral ParkAngovo azo havaozinaKaomininaDelphine SeyrigGisaZorofirarazana30 DesambraBokin' ny Ohabolana1210MaharashtraFizaràn-taonaTheodore RooseveltFiraisan' ny Repoblika Sôsialista SôvietikaNew HampshireTany efitr' i SinayFrantsaEpistily ho an' ny EfesianaSikidy (malagasy)Zanahary (finoan-drazana malagasy)Andrew JohnsonFanorona1904VovobonySianôbakteriaAfrika AtsinananaJôfielaKôreaOsnabrock, North DakotaBaraLinsellesHypertext Markup LanguageRafitra fitantanana votoatinyEpistily ho an' ny RômanaVarimbazahaPaul McGrathFiteny anglisyBobbiliIlayKatekisma Lehiben' i LoteraNicolas SarkozyFahasoavana (finoana)Asaramanitra (volana malagasy)Faritanin' i ToamasinaQuebecSkandinaviaLafin-tanyRanoOnilahy (ony)Fiteny kazàkaKilalao🡆 More