Voahirana

Ny voahirana dia zavamaniry araty rano mihandrona, be ravina miendrika kapila mitsinkafona, misy voniny tokana matetika miloko volomparasy na manga atao hoe tatamo.

Ny anarany ara-tsiansa dia Nymphaea stellata na Nymphaea nouchali. Ao amin' ny fianakavian-javamaniry atao hoe Nympheaceae izy. Aamin' ny faritra manana toetanin-jana-pehi-tany any Azia sy Aostralia ary Afrika no ahitana azy. Volena ny voahirana mba hatao haingon-tanàna. Misy koa ny mihevitra azy ho azo atao fanafody itsaboana ny aretin' aty sy ny diabeta. Atao anana salafo izy any Laôsy sy any Kambôdia.

Voahirana
Rano aniriam-boahirana
Voahirana
Vonim-boahirana

Ireto koa ny anarana mety hiantsoana azy amin' ny teny malagasy: agoago, agoagoa, betsimihilana, betsimilina, betsimirana, fantamo, kitatamoka, lazilazy, lefoka, makamby, talefaka, tantama, tantano, tatamo, tatamoka, tsiazonafo, voalefoka, vonintatamo.

Tags:

AfrikaAostraliaAziaKambôdiaLaôsyZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

BetsimisarakaBiôgrafiaNew JerseyMichiganAntiziônismaCulver City, KaliforniaClarksville, TennesseeHaditaCurrent eventsSakramentaHerinandro MasinaEsenianaSokatra maitsoSahih MuslimRachel WeiszAndriamanitra (tokana)Pôlinezia FrantsayBritaina LehibeAdaoroShoahUNIXShāhīn DezhRené DescartesVertonUrmia (farihy)Tokugawa IeyasuMediaWikiVolana (fotoana)Okmulgee, OklahomaAostraliaParthénonAnimismaAntesakaTetiandro malagasyFanekem-pinoana nikeanaSôkratyFanjakan' ImerinaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFanekena VaovaoMakyMatyAntom-pisian'ny olonaRosiaCasino11 AprilyMadagasikaraThomas MoreIbn MajahAdimizana1989Bokin' ny SalamoZlatan IbrahimovićLouisianaJakartaLionel MessiKristianisma eto MadagasikaraOmbiasaMaskareina (tamba-nosy)SiansaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)BatisaPuerto RealTuriúbaIsa miibaFatidraRadama VoalohanyFampielezan-kevitraJapànaMosesySiramamyVaryDurrësFidangan' ny vidim-piainanaFrederick Brooks🡆 More