Louisiana

Ny Louisiana dia faritany mizaka-tena iray any Etazonia, ny renivohiny dia Bâton Rouge, misisina amin'ny renirano Mississipi.

Ny tanàna tena ngeza indrindra any Louisiana dia New Orleans

Louisiana
Mapa ny Louisana

Ny Louisiana dia ilay faritra atsimo ny Frantsa Vao hatramin'ny 1813, Tamin'io daty io, novidian'ny Amerikana ny Louisiana, ary ho an'ny Amerikana, voasokatra ny làlan'ny Andrefana (Jereo Ruée vers l'or na Gold Rush).

Tantara

Ny Louisiana Frantsay (hatramin'ny 1812)

Louisiana 
;Mavo : Espaina Vao ;Maintso mazava : Etazonia ;Mavokely : Louisiana

Ny Louisiana Frantsay dia nanana velarana be, ankehitriny misy firenena amerikana 13 no niteraka avy amin'io Louisiana io : Louisiana, Arkansas, Oklahoma, Missouri, Kansas,Illinois, Iowa, Nebraska, Wisconsin, Minnesota, North Dakota, South Dakota, Montana.

Novidian'ny Amerikana tamin'ny frantsay ny Louisiana tamin'ny 1812

Jeografia

Demografia

Jereo koa/Lahatsoratra ilaina

Louisiana 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Louisiana TantaraLouisiana JeografiaLouisiana DemografiaLouisiana Jereo koaLahatsoratra ilainaLouisianaBâton RougeEtazonia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

R24 Febroary1974ToniziaMasedônia AvaratraTsipi-panohizanaMesôpôtamiaTetiandro gregôrianaNy Avana RamanantoaninaHasina (zavamaniry)BiôgrafiaBetsileoBokin' i DanielaBatisaFanonganam-panjakana410VolgataKristianisma eto MadagasikaraAlahamadyPaska jiosyBolgariaAngôvoVolana (fotoana)Fahababoana tany Babilôna1942AmbiroaFiteny latinaHavatsa-UPEMEglizy katôlika rômaninaMpampiankin-tenyTsekôslôvakiaSokajin-tenyOlombelonaFiteny frantsayZairaBootjack, KaliforniaMaorisy16 JolayDemonyBezanozanoLavarsAveloPersiaFanahy Masina (kristianisma)KalsiômaAbelaFaritra AnalamangaSimiaDanilo GallinariFiteny espaniôlaLouis-Claude VincentEvekaMetafizika1855Lozan' ny fananana iombonanaMôsikaoWayback MachineIrànaAntananarivoTranombakokaVikingy (vahoaka)Fiteny aromanianaSeleokosy IFiteny nôrvezianaFivavahan-drazana malagasyRôma TalohaNelson MandelaJean NarivonyFanavakavaham-bolon-koditraTaom-baovao malagasyFibebahanaMpandrindra milinaQasr-e Qand🡆 More