Herinandro Masina

Ny Herinandro Masina na Herinandro Mangina amin'ny Kristiana, dia ny herinandro mialoha ny Paska (na Paka) sady ampahany farany amin'ny fari-potoan'ny Karemy.

Ahatsiarovana ny Fiaretan'i Kristy fijaliana ny Herinandro Masina. Ny telo andron'ny Paska (latina: Triduum paschale) amin'ny Fiaretan'i Kristy sy ny Fitsanganan'i Kristy tamin'ny maty dia manomboka amin'ny Alakamisy hariva amin'io herinandro io ka mifarana amin'ny harivan'ny Alahadin'ny Paska. Ireo telo andro ireo no tampon'ny taona litorjika satria tamin'ny alalan'ny fahafatesana no nandresen'i Kristy ny fahafatesana ary ny tamin'ny fitsanganany ho velona no namerenany indray ny fiainana. Ny Herindro Masina dia ahitana ny Alahadin'ny Sampan-kazo, ny Alatsinainy Masina, ny Talata Masina, ny Alarobia Masina, ny Alakamisy Masina, ny Zoma Masina, ary ny Asabotsy Masina. Ny Ortodoksa dia miantsio ny Herinandro Masina hoe Herinandro Lehibe. Ny Ortodoksa any Romania dia mampiasa ny hoe Herinandron'ny Fijaliana.

Herinandro Masina
Fiaraha-misakafo farany, sary nataon'i Juan de Juanes, 1562.

Ny Herinandro masina dia ahitana lanonana litorjika izay tsy hita raha tsy indray mandeha monja anatin'ny taona. Ny voalohany amin'izany dia ny Alahadin'ny Sampan-kazo na Alahadin'ny Sampan-drofia.

Tags:

Alahadin'ny Sampan-kazoFitsanganan'i Kristy tamin'ny matyKaremyKristyPaska

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ÔseaniaFotoanaPergamôsyAkangaAsabotsyKabary am-panambadianaZafisoroSoi CheangMpitondra Rano (fanandroana)Apôstôly roa ambin' ny foloBaiboly amin' ny teny malagasyBiôgrafiaRanavalona IFiteny frantsayHetsika Vokovoko Mena sy Tsinambolana Mena Iraisam-PirenenaWikibolanaGeorge WeahVarySaryFanekem-pinoana nikeanaKota TarakanFitsarana faranyRamanantsoa GabrielSaint-Julien, Côte-d'Or11170 (1998 FY34)LoteranismaGissey-sur-OucheToetanyshantouKnut HartwigAnaranaPenguinAmbodiampana (Mananara Nord)GoogleSodànaAsorotanyLigny-sur-CancheNepaly1615Hara-magedôna1200TetiandroSant Joan DespíAdaloAbdelkader LaïfaouiGovernemanta MalagasyIsam-poninaFiainan-tsi-hita (kristianisma)VirigninHopitalyFahotana tamin' ny fototraFiangonana ôrtôdôksa tatsinananaKanji20 AprilySiria-PalestinaLisitry ny gazety ao MadagasikaraKolontsaina malagasyMasay (vahoaka)FrantsaTeôlôjia1908NizeriaTriniteAbu Dhabi (emirata)1536Abbas JamalipourKonrad ZusePapaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaPrayols'''Thierry Chartroux'''Jesoa araka ny kristianismaCurrent eventsVoankazoFirenena🡆 More