Ny Parthénon (Grika: Παρθενώνας, Parthenónas) dia tempolin'i Akropolis Athena taloha Grisy, natokana ho an'ilay andriamanibavy Atena, izay noheverin'ny mponin'i Atena ho mpiaro azy ireo.
Nanomboka ny fananganana tamin'ny 447 talohan'i JK, raha teo an-tampon'ny heriny ny fanjakana Ateniana. Vita tamin'ny taona 438 talohan'i JK, na dia nitohy hatramin'ny 432 talohan'i JK aza ny haingon-trano.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Parthénon, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.