Tody

Ny tody, eo amin' ny kolontsaina malagasy nentin-drazana, dia ny valy mifandanja amin' izay zavatra niniana natao, izay mety ho tsara na ratsy, ka izany valiny izany dia tsy maintsy mihatra amin' ilay nanatanteraka na amin' ny taranany.

Tsy maintsy mihatra ny tody noho ny maha valin' ny natao azy, ka tsy azo sakanana, tsy toy ny tsiny izay azo sorohina na alàna. Ny lamin-javatra nataon-Janahary mifehy ny zavatra rehetra no mampihatra ny tody araka ny rariny sy ny hitsiny.

Ohabolana momba ny tody

  • Ny tody misy, ny atao koa miverin-drahateo.
  • Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.
  • Ny tsiny azo sorohina, fa ny tody tsy misy fanafana.
  • Papango maty, vorom-boafandrika; mataho-tody aho, fa vorom-boavono.

Jereo koa

Boky azo anovozan-kevitra

  • Andriamanjato (Richard), Le tsiny et le tody dans la pensée malgache, collection "Présence africaine", Paris 1957.
  • Dahle (Lars Nilsen), Anganon' ny Ntaolo, 1971.
  • Navone (P. Gabriel), Ny atao no miverina - Ethnologie et proverbes malgaches, Ed. Ambozontany, 1977.
  • Rahajarizafy (Antoine de Padoue), Ny filozofia malagasy, Ed. Fianarantsoa, 1981 (toko faha-3, p.62).
  • Razafintsalama (Adolphe), Ny finoana sy ny fomba malagasy, Ed. Md. Paoly Antananarivo, 1998.

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Tody Ohabolana momba ny todyTody Jereo koaTody Boky azo anovozan-kevitraTody Loharano sy fanamarihanaTodyKolontsaina malagasyTsiny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ranavalona IDemôkrasiaHipôlito (mpanoratra)OlombelonaJapànaFitrandrahana alaMadagasikaraFianakaviana (fomba malagasy)Jean-Joseph RabeariveloJeanne d'ArcJodaismaJacques de MorganEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)LimaNGC 5068Hartmut MehdornEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaArtinsDadabe NoelyKristianismaRepoblika Demokratika MalagasySampy (malagasy)1904Yorba Linda, Kalifornia7 JonaFrank LebœufFanandroana malagasyNGC 1090Marolafy (jeômetria)FrantsaArkônta (gnôstisisma)VoromailalaWiki FoundationFiteny slavônika tranainy31 AogositraFaritanin'i Chachoengsao4 OktobraFiteny latina19 SeptambraSonàMerinaAlahamadyAndriamasinavalonaBernardino ZendriniBaiboly protestanta amin'ny teny malagasySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika1821AnalakelyEokaristiaGuiratingaTambintenyWisconsinEpistily voalohany ho an' i TimôtySaint-ImogesRadama II1934BroneyRirininaPithampurFanahy Masina (kristianisma)LitorjiaHaintenyJanoaryEveka407Repoblika Demôkratikan' i KôngôFahaleovantenaFiakaran' i Kristy any an-danitraMundolsheimValalaZhaodongBokin' i Ezra🡆 More