Ady Lehibe

Ny Ady Lehibe dia ady mitam-piadiana ifanandrinan’ ny tafiky ny firenena maro avy amin’ ny kôntinenta maro.

Ny Ady Lehibe Voalohany (1914-1918) sy ny Ady Lehibe Faharoa (1939-1945) izay nitranga tamin’ ny taonjato faha-20 no tena ampiasana ny teny hoe "ady lehibe", ady izay niteraka fahavoazana lehibe tsy fahita, nanjo ny olombelona sy ny zavatra hafa eto ambonin’ ny tany.

Misy ady efa tany aloha izay lazaina taty aoriana fa "ady lehibe" koa, ka isan’ izany ny Ady Neerlandô-Pôrtogey sy ny Ady Fito Taona ary ny Ady Napôleôniana.

Ny andian-teny hoe "Ady Lehibe Fahatelo" dia indraindray ampiasaina mba hanondroana ny ady lehibe vaovao mboa vinavinaim-pisiana na ireo ady somary lehibe ihany tamin’ ny vanim-potoana nanomboka teo amin’ ny taona 1945, indrindraindrindra ny Ady Mangatsiaka sy ny ady amin' ny asa fampihorohoroana.

Jereo koa

Tags:

Ady Lehibe FaharoaAdy Lehibe Voalohany

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

GoogleFihetseham-poParashaApôkalipsy Gnôstikan' i PeteraNy Sôfian' i Jesoa KristyLôndônaLinus PaulingVarotraFaraoTambintenyWiki CommonsMartioraDumboHasina (zavamaniry)Fiteny daryFanjakana MitambatraSimôna avy any KirenaIaldabaôtaFanahy MasinaZanamalata29 JanoaryKristianinaTranonkalaFiteny antefasyArjentinaParakySinaFanekem-pinoanaPaska jiosyBiôgrafiaLahatra (finoana malagasy)Bridgette KerkoveSugar Land, TexasEvanjely kôptan' ny EjipsianaThomas BevanMpamaritra (fitsipiteny)Alemaina1885Filoham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraDokotraFiteny afrikansaJames Dewey WatsonDon TaylorAntemoroPastona (vahoaka)Lisitry ny filohan' i MadagasikaraAfrika AfovoanyÔseaniaBôlivia1923PoopyAbu Mansur al-BaghdadiRoger ByrneApôkrifan' i JoanyAndriamiseza LucienKolontsaina malagasy1946RenivintanaTaratasin' i LentolosyVolanaPôlitika eto MadagasikaraHazomangaJôbaSomatraFiteny serbaMenalambaAdy Lehibe Faharoa🡆 More