}}
| |||||
Teny filamatra : Anatin'ny Firaisana ary ny Fahafahana | |||||
Teny ofisialy | fiteny Espaniola1 | ||||
Renivohitra | Buenos Aires 34°37′S 58°21′W / 34.617°S 58.350°W | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Buenos Aires | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha | Repoblika Federaly Javier Mikei | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) | faha 8 2 766 8902 km² 1,1 | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka | faha 31 40 677 348 mpo. 14 mpo./km² | ||||
Anaran'ny mponina | Arjentina | ||||
IDH (2007) | (mitombo) 0,866 (ambony) faha-47 | ||||
Sandam-bola | Peso arjentina (ARS ) | ||||
Faritr'ora | UTC -3. amin'ny andro fahavaratra UTC-2 (tsy manerana ny firenena) | ||||
Hiram-pirenena | Himno Nacional Argentino | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby | +54 Endrika:Notes pays |
I Arjentina na Arzantina na Repoblika Arjentina na Repoblika Arantika dia firenena iray izay mivelatra eo amin' ny faritra atsinanan' ny tanjona atsimon' i Amerika Atsimo. Ny renivohiny dia i Buenos Aires ary ny firenena manodidina azy dia i Silia ao andrefana, i Bôlivia sy i Paragoay ao avaratra, i Brezila sy i Orogoay ao avaratra-atsinanana. Ny velarany dia 2 791 810 km2 ary ny mponiny dia eo amin' ny 46 tapitrisa tamin' ny taona 2022. Tsy manana fiteny ôfisialy i Arjentina nefa ny fiteny espaniôla no fitenin' ny maro anisa.
Atao hoe Argentina na República Argentina ity firenena ity amin' ny teny espaniôla.
Manana velaran-tany malalaka midadasika (izay atao hoe Pampa) i Arzantina. Ny fambolena no iompanan' ny toekareny.
Nifandimbiasan' ny firenena eorôpeana maro nozanahina i Arzantina nanomboka tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-16, ka ny tena naharitra sady farany dia ny Espaniôla. Tamin' ny taona 1806 dia nandroaka ny tafika britanika avy ao an-tanànany ny vahoaka tao Buenos Aires. Izany no fiandohan' ny fizorana mankany amin' ny fahaleovan-tena, fahaleovan-tena azo sy nambara tamin' ny taona 1816. Tamin' ny taonjato faha-20 dia fitondrana entina miaramila nifandimby sy nanjakan' ny jadona no nitantana an' ilay firenena talohan' ny hiverenana indray amin' ny demôkrasia tamin' ny taona 1983.
Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haity -Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa Kity sy Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite sy Tôbagô -Venezoela
Kôntinenta eto an-tany
I Wiki Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Argentina |
|
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Arjentina, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.