Faritr'ora

Ny faritr'ora dia faritra lava eo amin'ny velaran'ny Tany, amin'ny ankapobeny manaraka ny tsipika avy any any amin'ny tendron-tany avaratra mankany amin'ny tendron-tany atsimo, izay anajana ora mitovy amin'ny toerana rehetra ao anatiny.

Noho ny antony momba ny fampiharana dia matetika no manaraka ny sisin-tanin'ny firenena na ny sisin-tanin'ny fiaràna ao aminy ny faritr'ora. Ny faritr'ora roa mifanolotra dia mielanelana ora iray, nefa misy ny mielanelana 30 na 45 minitra.

Faritr'ora

Tags:

OraTanyTendrontany AtsimoTendrontany Avaratra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Volahavana GermaineSokajin-tenyFilazantsara araka an' i MarkaZanak' i IsraelyLalànaMpandrindra milinaSoltànaHenri RatsimbazafyRafael MárquezWikibolanaKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaEtazoniaAnaranaPHPManambinaFiangonana Jesosy MamonjyEuroBaraKôetyJoany ApôstôlyParisyLloyd KaufmanTsipi-panohizanaAsiriaJeôrjiaBokin' i IsaiaEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaAzerbaijànaSektaHiragasyKalandrie litorjika katôlika rômaninaSakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavananaAndriamasinavalonaEpistily ho an' ny RômanaBokin' i EzekielaGovernemantaPapaVintana (finoan-drazana malagasy)Tanàn-dehibeGada (mpaminany)George MurrayAndriamanitra (tokana)FanatontoloanaTerakaPôlitika eto MadagasikaraCurrent eventsZon' olombelonaFomba fanamboarana toaka gasyJerosalemaAterinetoFiangonana Loterana MalagasyBokin' ny GenesisyAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaWiki FoundationFihavananaAngatra (aretina)FamadihanaSoronaPôlôniaRadama IIFanandroana malagasyMôlekiolaMikhail GorbachevDadabe NoelyMosavy (finoana malagasy)Tontolo iainanaFehezankevitra (fitsipiteny)Marc RavalomananaKabary am-panambadianaRanavalona IIIràna🡆 More