Firaisana ara-nofo

Ny firaisana ara-nofo, amin'ny famaritana ankapobeny indrindra, dia fihetsika ara-pananahan'ny olombelona izay tonga amin'ny fanatsofohana ny lataky ny lehilahy anatin'ny lalan-jaza.

Ny firaisana ara-nofo, amin'ny famaritana ankapobeny indrindra, dia fihetsika ara-pananahan'ny olombelona izay tonga amin'ny fanatsofohana ny lataky ny lehilahy anatin'ny lalan-jaza. Ny hanaovana io firaisana ara-nofo io dia fialam-boly na fananahana. Izy ity dia atao mandritra ny fotoana izay ilaina azy, ary afaka manao azy na lahy sy vavy, na samy lahy, na samy vavy. Afaka atao ao amin'ny taovam-pananahana na koa ao amin'ny fitombenana.Afaka mampiasa ny tanana, lela, tongotra ary kilalao ara-nofo ihany koa.

Interracial Swinging.jpg
Coitus 2.jpg
Missionary sex position.jpg
Mpivady japoney (vady 34 taona, vady 34 taona) Aorian’ny firaisana ara-nofo... Mivoaka avy ao anaty fivaviana ny tsirinaina.

This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Firaisana ara-nofo, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.