Kabary

Ny kabary dia lahateny atao amin'ny feo avo ka entina hampitana hafatra ary matetika ravahina amin'ny hainteny sy ohabolana sady atrehin'olona maro.

Samy nanana ny fomba nitrandrahany ny kabary ny rehetra ka izay no mahatonga ny famaritana somary maro amin'izao fotoana izao ny atao hoe kabary, fa saingy io no fototra ka miainga avy amin'io avokoa ny famaritana rehetra misy ankehitriny.

Ny karazana kabary

Maro karazana ny kabary satria maro tokoa ny hafatra hampitaina. Anisan'ireny ny fampitana arahaba ambara amin'ny teny tsotra hoe kabary fiarahabana, ny firariantsoa isan-tsokajiny, ny kabary am-panambadiana izay ahafahana mahafehy ny kabary rehetra ny fahaizana azy, ny kabary an-karatsiana: famangiana, fisaorana am-pandevenana (am-bohitra, am-piangonana, ambony fasana), ny kabary am-pamadihana.

Ohabolana momba ny kabary

  • «Teny diso tsy mba kabary, mihinam-bary aza misy latsaka»
  • «Teny zato, kabary arivo, fa ny marina tokana ihany»

Tags:

HaintenyOhabolana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SolombavambahoakaNikodaTebay (Ejipta)AzôtaOtrikaretinaDanilo GallinariFahefana mpanao lalànaHiram-pirenenaMalagasy (vahoaka)AndrianaChah BaharNy Avana RamanantoaninaPaoly (apôstôly)T1603SabelioBatismaRabatMetafizikaFanahin' ny vatanaHypertext Markup LanguageGambiaLimboFanandroana malagasy1417Azia andrefanaTesalônikaAlemainaKristianisma eto MadagasikaraWikipediaJean NarivonyEzekielaFivavahana iranianaAlakaosyFahababoana tany BabilônaAdizaozaFanavaozana prôtestantaKabary famangianaFarao ao amin' ny BaibolyISO 3166-1Bokin' i EzekielaFisaraham-pahefanaLisitr' ireo mpanjaka merinaFidangan' ny vidim-piainanaFiteny anglisy11901826HazoFokon' i DanaFivarotana andevoFloridaSamuel RatanyTononkira FanaperanaHaisoratraSekolyFiteny samôrô1963Fiteny espaniôla1200Johann Wolfgang von GoetheKolontsainaFiteny nôrvezianaDokuWikiMôralyFanekem-pinoana nikeanaFisoronana sy fanalana vintanaSaonjoFiteny alemànaBiôgrafiaRômaBetelaFanavakavaham-bolon-koditra🡆 More