Kioba

Kioba: Firenena any Amerika

I Kioba dia firenena ao Amerika Afovoany.Ny renivohiny dia i La Habana na (La Havane amin' ny teny frantsay). Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 109 887 km2 ny velarantaniny ary miisa 11 163 934 ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2012. Ny faritr'ora dia −5. Ny fiteny espaniôla no fiteny ôfisialy any.

Sainan' i Kioba
Saritanin'i Kioba

Jereo koa

Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haitỳ - Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa-Kity-sy-Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite-sy-Tôbagô -Venezoela

Kôntinenta eto an-tany

This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Kioba, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wikimedia Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wikimedia Foundation.

In other languages:

/** SHOW / HIDE SECTION**/function mfTempOpenSection(getID) {var x = document.getElementById("mf-section-"+getID); if (x.style.display === "none") { x.style.display = ""; } else { x.style.display = "none"; }}