Omby

Ny omby dia karazan' ny biby mampinono ary biby fiompy izy.

Biby lehibe misy tandroka roa ary mety misy trafo iray eo an-tampon-damosiny. Biby manana ny anjara toerany tokoa amin' ny asa-tany ny omby, ary ankoatra ny henany dia tsy very koa na ny hodiny na ny tandrony.

Marché aux zébus de Ambatolampy
Marché aux zébus de Ambatolampy

Mitana toerana lehibe ny fiompiana omby ao Madagasikara: harena ny omby sady biby entina hangataham-pitahiana (joro) ihany koa.

Omby
Omby malagasy

Jereo koa

This article uses material from the Wiki Malagasy article Omby, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.

Tags:

Jereo koa Omby

Biby mampinono

Hena

Hoditra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

WikipediaSarivongan' ny FahafahanaZavatraCorayGimatPort Alberni8 MeyGregory van der WielFandaharanaMarko AorelioFiteny koaniamaMorten Gamst PedersenLonguevalAlejandro GoicoecheaAbel KhaledPort-LaunayDavid Alan StevensonAlexander GorgonLe BignonServanchesLembangPaul MersonJona (mitovy fanoratra)Tantaran' i MadagasikaraJonaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôMpandrindra milinaKabary famangianaZivaMadagasikaraKabary am-panambadianaCasinoFatidraWalterboro, South CarolinaTorkiaFanandroana malagasyMTetiandro malagasyFiraisana ara-nofoSTEPFiteny malagasyRAmbohimangaXTV plus MadagascarDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)KFiteny anglisyMatioFototenyAFilazantsara araka an' i MatioIUMalagasy (vahoaka)RomaniaKolontsaina malagasyEuroAdy Lehibe FaharoaListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysGQOFLalàmpanorenanaFahafatesanaLSakafo malagasyFory🡆 More