Trinite-Sy-Tôbagô

I Trinite-sy-Tôbagô na Repoblikan' i Trinite-sy-Tôbagô dia firenena ao Amerika Afovoany, anisan' ireo nosy Antilia (Antilles), manana morontsiraka ao amin' ny Ranomasina Karaîba sy ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika.

Mirefy 5 128 km2 ny velarany ary niisa 1 208 789 ny mponina ao aminy tamin' ny taona 2020. I Port of Spain no renivohiny. Atao hoe Trinidad and Tobago na Republic of Trinidad and Tobago izy amin' ny teny anglisy.

Trinite-Sy-Tôbagô
Sainan' i Trinite-sy-Tôbagô
Trinite-Sy-Tôbagô
Sarin-tany maneho an' i Trinite-sy-Tôbagô eo anivon' izao tontolo izao

Tamba-nosy ahitana nosy roa lehibe i Trinite-sy-Tôbagô, dia ny nosy Trinidad sy ny nosy Tobago ary nosy madinika vitsivitsy. Latsaky ny 15 km miala ny morontsirak' i Venezoela ao atsimo no misy ny nosy Trinidad; tandavan-tendrombohitra telo no manjaka amin’ ny vohon-taniny. Ny nosy  Tobago, any avaratry ny nosy Trinidad, dia nosim-bolokano. Ahitana tandavan-tendrombohitra telo ny ao amin' ny nosy Trinidad. Ao avaratry ny nosy Trinite no misy ny nosy Tobago.

Trinite-Sy-Tôbagô
Sarin-tanin' i Trinite-sy-Tôbagô

Ny toekaren' i Trinite-sy-Tôbagô dia mifototra amin' ny famokarana solitany sy etona voajanahary. Mivoatra koa ny fizahantany.

Kristiana ny ankamaroan' ny mponina ao Trinite-sy-Tôbagô. Ahitana Hindo sy Miozolmana ary mpino amin' ny fivavahana hafa koa ny ao.

Zanatany britanika taloha i Trinite-sy-Tôbagô izay nahazo ny fahaleovan-tenany tamin' ny taona 1962. Mpikambana ao amin' ny Commonwealth izy. Ny fiteny anglisy no fiteny ôfisialy ao aminy.

Jereo koa

Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haitỳ - Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa-Kity-sy-Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite-sy-Tôbagô - Venezoela

Kôntinenta eto an-tany

Tags:

Amerika AfovoanyAntiliaFiteny anglisyRanomasimbe AtlantikaRanomasina Karaîba

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MôsikaoFanasan' ny TompoEjiptaListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysFiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)Brezila2015Ranavalona IIIFiteny anglisyFilazam-potoana hoavyRianaratraEpifaniaZazavavindranoAmbrôsio avy any MilanoWilliam ShakespeareFilazam-potoana (fitsipiteny)Georges AndriamanantenaLibànaHaisoratraRainay any an-danitraFanagasianaRepoblika MalagasyTantaran' i MadagasikaraKabary famangianaElamaFamoranaFahaizana mamaky sy manoratraLalànaFoko eto MadagasikaraKuroisoVoanihoFiteny kazàkaMôralyBolokyWikibolanaFanambaràna ny hevitry ny nofy1974Filazantsara araka an' i LiokaToekaren' i MadagasikaraSiméon RajaonaAsorotanyGoogleLouis XVIAzôtaFiteny hebreoSoavalyAdizaozaAntankarana28 DesambraFifandraisan-davitraSakafo malagasyLondon Missionary SocietyFahasalamanaFahavaratraNekô IIFitiavan-tanindrazanaTestamenta TalohaMaaniany (vahoaka)TrombaEorôpa AtsinananaTobim-pifohazanaWikipediaOram-panalaPaiso (voany)Mounir Aziz DaoudKabaryMpisolo manontanyPhoenix, ArizonaAntemoro🡆 More