Fahasalamana

Ny fahasalamana dia toetra ara-batana sy ara-tsaina ary ara-piarahamonina ananan' ny olona salama, izay tokony ho hita amin' ny zavaboary rehetra, indrindra ny olombelona, izany hoe na ny fahasalamana ara-tsaina na ara-batana dia samy azo faritana amin' ny zavaboary manana aina, mitafy nofo sy ra avokoa.

Dokotera na mpitsabo no fiantsoana ny olona manam-pahaizana momba ny fahasalamana, ary ankehitriny dia misy ny fikambanana iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana toy ny Fikambanana Manerantany momba ny Fahasalamana izay atao amin' ny teny frantsay hoe Organisation Mondiale de la Santé (na OMS).

Fahasalamana
Sary famantarana ny fahasalamana

Jereo koa

Fahasalamana 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

DokoteraFikambanana Maneran-Tany momba ny FahasalamanaFiteny frantsayOlombelonaRaZavaboary

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Kôrea AvaratraNoelyMVoronaVavolombelon' i JehovahFaritanin'i KanchanaburiMpanova (haikoriam-boanaratra)Kabary am-panambadianaEpistilyFiteny sakalavaQuincieuFiteny bantoFiteny eto MadagasikaraTantaraErlanger, Kentucky800ZôrôastrismaAndrianaDemôkrasia1945Fahababoana tany BabilônaSardinaHuaidianOsunaOuagadougouBibilavaVondrona AfrikanaEntimilazaFaritanin' i ToliaraMianmaraFanihyZavamaniryBaraFirenena MikambanaValdez, AlaskaOle Gunnar SolskjærVarotraNahomaAetiusRenifeoKominaDavid J. GrossRepoblika MalagasyTsy feteza-matyTantaran' ny vahoaka jiosyJohn Ffowcs WilliamsManendyWikipediaAndrianampoinimerinaWayback MachineHazokesikaFaritra MenabeTestamenta VaovaoTV GloboStatistikaRanavalona IIITesaliaMalaccaBaiboly amin' ny teny malagasyAmerika Latina1928VatoVladimír Táborský1200Wiki FoundationFaribolana SandratraFiteny jermanikaFaritanin' i MahajangaTobilehibe ManolotronyHowlongToamasinaRanavalona IVavam-pivavianaJames K. Polk🡆 More