Fiteny arabo: Fiteny

Ny fiteny arabo dia fiteny semitika tenenina ao Afrika Avaratra sy any Azia Andrefana.

fiteny arabo
العربية

Isan'ny mpiteny240 tapitrisa
FaritanyTontolo arabo (Afrika Avaratra, Azia Andrefana)
SataTeny ofisialy:
Flag of Saudi Arabia.svg Arabia Saodita, Flag of Algeria.svg Aljeria, Flag of Bahrain.svg Baharainy, Flag of Egypt.svg Ejipta, Flag of Jordan.svg Jordania, Flag of Kuwait.svg Koweit, Flag of Lebanon.svg Lebanona,Flag of Libya.svg Libia, Flag of Morocco.svg Maroka, Flag of Oman.svg Oman, Flag of Palestine.svg Palestina, Flag of Syria.svg Siria, Flag of Tunisia.svg Tonizia, Flag of Yemen.svg Yemen
Fikambanana iraisam-pirenena
Endrika:Liga Arabo, Endrika:Firenena Mikambana


Ny fiteny arabo dia fiteny semitika tenenina ao Afrika Avaratra sy any Azia Andrefana. Io fiteny io dia anisan' ny fiteny ôfisialin' ny Firenena Mikambana sy fiteny ôfisialy tokan' ny Liga Arabo. Raha atambatra ny olona miteny arabo eo amin' ny firenena rehetra izay lazaina fa miteny arabo amin' ny fomba ôfisialy, dia eo amin' ny 240 tapitrisa eo ho eo.

Ny fielezan' ny fiteny arabo ankehitriny dia avy amin' ny hery ara-tafiky ny Mozilmana izay tonga nampiely ny fivavahana silamo sy ny finiavan' ny kalifa (izay mibaiko ny mpino) ary ny mpino mampiely ny finoana silamo eran-tany. Ny boky masin' ny silamo, atao hoe Kor'any, izay nosoratana tamin' ny fiteny arabo, no manome lanja ny fiteny arabo eo anivon' ny vahoaka mozilmana eran-tany.

Noho ny fielezan' ny fiteny arabo dia samihafa ny fiteny an-tsoratra sy ny fiteny tenenina. Ao amin' ny fiteny an-tsoratra dia ahitana ny fiteny arabo klasika (fiteny arabo talohan' ny Kor'any sy ny fiteny arabon' ny Kor'any ary ny fiteny arabo taorian' ny Kor'any), sy ny fiteny arabo ankehitriny. Ny atao hoe fiteny arabo tenenina na fiteny arabo isan-toerana dia ny fitenim-paritra arabo rehetra.

Jereo koa

Boky

  • T. F. Mitchell, Mpampianatra teny anglisy any amin'ny oniversiten'i Leeds, Colloquial Arabic, collection « Teach Yourself Books », Hodder and Stoughton Ltd, London 1962, fanontana faha 10 1980, (ISBN 0-340-26519-1)
  • Boutros Hallaq, Agrégé de l'Université, L'arabe pour tous, collection « les langues pour tous », Presses Pocket, 1984, (ISBN 978-2-266-01340-8)
  • Michel Neyreneuf et Ghalib Al-Hakkak, Grammaire active de l'arabe, collection « les langues modernes », Le Livre de Poche, Paris 1996.
  • Thomas Bauer, Arabic Writing, article paru dans The World's Writing Systems, ouvrage collectif sous la direction de Peter T. Daniels et William Bright, Oxford University Press, 1996.
  • Toufic Fahd, Études d'histoire et de civilisation arabes, Éditions Isis, 1997, (ISBN 975-428-106-8) version en ligne
  • Mathieu Guidère, Arabe grammaticalement correct ! Grammaire alphabétique de l'arabe, Éditions Ellipses, Paris 2001, (ISBN 2-72980923-6)
  • Ghani Alani, L'Écriture de l'écriture : Traité de calligraphie arabo-musulmane, éd. Dervy, 2002.
  • Régis Blachère et Maurice Gaudefroy-Demombynes, Grammaire de l'arabe classique, Maisonneuve et Larose, cinquième édition, 2004.
  • Kristen Brustad, Mahmoud Al-Batal, Abbas Al-Tonsi, A Textbook for Arabic: Part Two. Georgetown University, Washington, DC, 2005 (ISBN 978-1589010963), fanontana voalohany 1997, (ISBN 0-87840-350-7)
  • Boutros Hallaq, Agrégé de l'Université, Professeur à l'université de la Sorbonne nouvelle Paris III, Quarante leçons pour parler arabe, collection « langues pour tous », Univers Poche, Pocket, Paris 2009, (ISBN 978-2-266-18910-1)
  • Dictionnaire Mounged de poche (français arabe ─ ar), éditions Dar el-Machreq, dixième édition, Beyrouth.

Rohy ivelany

This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Fiteny arabo, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.