Fiteny Alemàna: Fiteny

Ny fiteny alemàna dia anisan' ireo fiteny indô-eorôpeana ao amin' ny sampana andrefan' ireo fiteny jermanika.

Noho izy io manana fitenim-paritra maro dia lasa fiteny-tafo (Dachsprache) ny fiteny alemàna. Atao hoe Deutsch, vakina hoe /ˈdɔʏtʃ/, io fiteny io amin' ny fiteny alemàna.

Fiteny Alemàna: Fiteny
Fiteny Alemàna: Fiteny
Fiteny Alemàna: Fiteny
Fiteny alemàna

Nanomboka tamin' ny tapany voalohany amin' ny Andro Antenatenany ny tantaran' ny fiteny alemàna amin' ny maha fiteny miavaka amin' ny fiteny jermanika andrefana hafa azy, tamin' ny vanim-potoana faharoan' ny fiovan-drenifeo.

Amin' izao taonjato faha-21 izao dia misy mpiteny any amin' ny 100 tapitrisa any ho any ny fiteny alemàna izay miparitaka ao Eorôpa, ka mahatonga azy ho fiteny be mpampiasa indrindra ao amin' ny Vondrona Eorôpeana. Ny fiteny alemana dia fiten' ny mponina any Alemaina, Soisa, Aotrisy, Belzika, Loksemborga ary Italia.

Jereo koa

Fiteny jermanika be mpiteny

Tags:

Fiteny indô-eorôpeaninaFiteny jermanika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Jesoa araka ny kristianismaMatioFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraMediaWikiTendrombohitra roa ambin' ny folon' ImerinaMpamaritra (fitsipiteny)Fomban-drazanaEtazoniaJodasy IskariôtaVolaZafy AlbertEndolzansyAveloItaliaFiteny malayEvanjely kôptan' ny EjipsianaMulbagalLoksemborgaAlemainaFahasalamanaHebreo (vahoaka)ZanatsoratraIamblikôsyDokotraFanjakan' i MenabeRuhollah KhomeiniFanandroanaAsa AkiraLady GagaAlbaniaMpandrindra milinaLisitry ny filohan' i MadagasikaraAdy Lehibe VoalohanyFilazantsara araka an' i LiokaNy Avana Ramanantoanina18851145Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaRadama VoalohanyAlarobiaSomatraJohn RussellSinôgramaApôkalipsy voalohan' i JakôbaFiteny malaiô-pôlinezianaBlaogyGoogleTeam Fortress 2MartioraEorôpaRy Tanindrazanay malala ôSabelioFatranaSilamoApôkrifan' i JoanyFilôzôfiaEpistily ho an' ny RômanaAdy Lehibe Faharoa29 JanoaryFanagasianaFanafody24 MeyShahram NazeriEorôpa Atsimo-AtsinananaSolosainaAsorotanyFoko eto MadagasikaraBaiboly prôtestantaThomas MannFaingo mihantonaÔliva (zavamaniry)IrànaFiteny anglisy🡆 More