Blaogy
Ny blaogy dia fitambaran-teny hoe « Web log » ; raha amin'ny teny Malagasy, ny log na ny laogin dia midika mitsofoka na miditra.
Ny blaogy (amin'ny teny Frantsay sy Anglisy dia: Blog) dia fitambaran-teny hoe « Web log » ; raha amin'ny teny Malagasy, ny log na ny laogin dia midika mitsofoka na miditra. Blaogy koa dia karazan'ireo tranokala aterineto hafahana manao dokam-barotra,sns
Fiantsoany ireo olona mampiasa anazy
Antsoina hoe "blogueur na ny blogueuse" amin'ny teny Frantsay ary Blogger raha amin'ny teny Anglisy, ireo olona manao io blaogy io.
Jereo koa
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Blaogy, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.