Sampam-Piteny Jermanika

Ny fiteny jermanika dia sampan' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana izay teraky ny fiteny prôtô-jermanika.

Ny vahoaka jermanika, izay nonina tao amin' ny ampahany avaratra-atsinanan' ny Empira Rômana taloha, no miteny azy hatramin' izay nisiany. Maro ny zavatra iombonan' ireo fiteny jermanika ireo ka isan' izany ny fiovam-panonona nahazo ireo renifeo araka ny fikarohan' i Grim sy Verner azy; ao koa ny voambolana izay ahitana fototeny tsy indô-eorôpeana.

Sampam-Piteny Jermanika
Faritra misy ny mpiteny jermanika

Ny fiteny jermanika be mpiteny indrindra dia ireo ao amin' ny sampana andrefana dia ny fiteny anglisy sy ny fiteny alemàna sy ny fiteny neerlandey ary ireo fiteny skandinaviana toy ny fiteny soedoà sy danoà ary nôrveziana.

Fanasokajiana anatiny ny fiteny jermanika

Misalpana roa lehibe ny fiteny jermanika, dia ny fiteny jermanika avaratra sy ny fiteny jermanika andrefana ary ny fiteny jermanika atsinanana.

Ny fiteny jermanika avaratra

Ny fiteny jermanika avaratra na fiteny skandinaviana dia vondrom-piteny mpihavana akaiky, tenenina ao amin' ireo firenena skandinaviana. Olona miisa 20 tapitrisa any ho any no miteny skandinaviana amin' ny maha fitenin-dreny azy. Ny fiteny skandinaviana fantatra indrindra dia ny fiteny nôrveziana (ninôrska sy bôkmaly), ny fiteny danoà, ny fiteny soedoà, ny fiteny islandey, ary ny fiteny ferôiana.

Ny fiteny jermanika andrefana

Jereo koa

Fiteny indô-eorôpeana

Vahoaka jermanika

Tags:

Sampam-Piteny Jermanika Fanasokajiana anatiny ny fiteny jermanikaSampam-Piteny Jermanika Jereo koaSampam-Piteny JermanikaEmpira RômanaFiteny indô-eorôpeaninaFototenyRenifeo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TenerifeAlakaosyWikiFahasalamanaAsorotanyAljeriaDemôkrasiaAmpongaCurrent eventsAndrianampoinimerinaSolombavambahoakaFanahy (kolontsaina malagasy)AziaKiantenyNRanavalona IIIPoaceaeAnthiyurSabata (jiosy)Mpampitohy (fitsipiteny)Tsindrimandry (fivavahana)Pôlitika eto MadagasikaraFiteny kreôly haisianinavietnamyHoratio NelsonDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Sorona masina2006Faritra eto MadagasikaraTetiandroKabary famangianaLitorjiaMontanaFomban-drazanaAlemainaAterinetoKristianinaSampan-tenyArabia SaoditaTambintenyFitaovam-piadianaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôAntananarivoKainaZahaKongonaAngatra (aretina)Fifohazana AnkaramalazaHasinaLisitry ny filohan' i MadagasikaraEpistily nosoratan' i JakôbaFiteny malagasyZavaboaryLisitry ny gazety ao MadagasikaraMpampiankin-tenyAdaoroAndriamanitra (tokana)Fifohazana Soatanàna31 MartsaMa Ying-jeouFitampohaTondra-dranoFivavahana eto MadagasikaraIràkaAntandroyFanavakavahanaFrantsaTantaran' ny kristianismaRichard I an'i AngleteraAhidamboKabary am-panambadianaFaritra Melaky🡆 More