Mpampiankin-Teny

Ny mpampiankin-teny dia teny ampiasaina anaty andian-teny misy fifampiakinana ara-pifehezanteny na ara-keviteny (tarika na fehezanteny) mba hampifandraisana ny fameno amin' ny teny na andian-teny fenoiny.

Zana-tsokajin' ny atao hoe mpampiankina ny mpampianki-teny. Ny teny na ny andrian-teny (matetika tarika anarana) ampidirin' ny mpampiakin-teny dia atao hoe "famenon' ny mpampiakin-teny" ary ny tarika foronin' ny mpampiakin-teny sy ny teny na tarika ampidiriny dia atao hoe "tarika mpampiankin-teny".

Famenon' ny mpampiankin-teny

Ny famenon' ny mpampiankin-teny dia teny mameno ny mpampiankin-teny ka tsy misy mpampiankin-teny hafa manakambana azy roa ireo. Ny andian-teny foronin' ny mpampiankin-teny sy ny famenony no atao hoe "tarika mpampiankin-teny".

Mpampiankin-teny ao amin' ny fiteny sasany

Mpampiankin-teny ao amin' ny fiteny frantsay

Indreto ny mpampianakin-teny frantsay fampiasa matetika: à ("amy", "anaty", "ao amy"), à côté de ("anila"), après ("aoriana"), au sujet de ("momba", "ny amy"), avant ("aloha"), avec ("miaraka amy", "mbamy"), chez ("ao an-trano", "an-tanana", "amin' ny fonenana", "ao amin' ny firenena"), contre ("manohitra"), dans ("ao amy", "anaty"), d'après ("araka", "araka ny voalaza"), de ("ana", "avy amy", "momba"), depuis ("hatramy", "manomboka amy"), derrière ("aoriana", "amboho"), devant ("anoloana", "manoloana"), durant ("mandritra"), en ("ao anaty", "amy"), en dehors de ("ivelana"), en face de ("manoloana", "anatrehana"), entre ("anelanelana"), envers ("amy"), environ ("marikitra"), hors de ("ivelana"), jusque ("ambaraka", "mandraka", hatramy"), loin de ("lavitra"), malgré ("na dia"), par ("amin' ny alalana", "manavasava"), parmi ("anisa", "ao anaty", "eo afovoana"), pendant ("mandritra"), pour ("mba", "ho ana", "noho"), près de ("akaiky"), quant à ("raha ny amy"), sans ("tsy amy", "tsy misy"), selon ("araka ana", "araka", "araka ny teny", "arakaraka"), sous (ambany), suivant ("araka", "arakaraka"), sur ("ambony", "momba", "ny amy"), vers ("mianka-", "miana-", "mankany").

Mpampiankin-teny ao amin' ny fiteny malagasy

Indreto ny mpampiankin-teny malagasy sasantsasany: afa-tsy, afovoa, ambaraka, amina, amorona, ampovoa, amy, ana, anatrehana, anaty, anebakebaka, anelanelana, anila, ankatoka; ankoatra, antenatena, araka, arakaraka, hatra, hatramy, hatrany, imaso, ivela, ivoho, mandraka, mandritra, manolotra, momba, noho, ohatra, tahaka, toa, toraka, toy. Ny ankamaroan' ny teny lazaina fa mpampiankin-teny malagasy dia mitovy endrika amin' ny anarana na ny mpamari-toetra ny matoanteny na tambinteny. Ohatra amin' izany ireto: akaiky, ambany, ambony, anatrehana, ankavanana, ankavia, lavitra, mamaky, manandrify, mandalo, maninteraka, manodidina, manoloana, tandrify.

Jereo koa

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Mpampiankin-Teny Famenon ny mpampiankin-tenyMpampiankin-Teny Mpampiankin-teny ao amin ny fiteny sasanyMpampiankin-Teny Jereo koaMpampiankin-Teny Loharano sy fanamarihanaMpampiankin-TenyFameno (fitsipiteny)Mpampiankina (fitsipiteny)Tarika (fitsipiteny)Tarika anaranaTarika mpampiankin-teny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MadagasikaraFilôzôfiaToliaraTononkaloISO 4217WikipediaEndolzansySoisaRanavalona IFanahy Masina (kristianisma)MasoandroMediaWikiMôralyFilazantsara araka an' i MarkaFifohazana (kristianisma malagasy)SakalavaLisitry ny firenenaFiangonana kalkedônianaMohamadyFanavaozana prôtestantaEvekaWiki FoundationFandraisanaMeyTestamenta Taloha17 MartsaMadagasikara zanatany frantsayAndrianaSamuel RatanyHindoismaFanjanahantanyTetiandro gregôrianaNelson MandelaMpanao gazety1888BiôgrafiaFikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia1953Zone FrancFiteny japôney612Mianmara1971Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika1035ZanabintanaIranianina (vahoaka)BatisaFiteny alemànaToniziaSinaAveloFiangonana Jesosy MamonjyAntesakaMandravasarotra1954Kabary famangianaPontianakVaryGregoriosy avy any NisaMozilla FirefoxRômaMaorisyTrondroLisitry ny filohan' i MadagasikaraMerina16 JolayTononkira FanaperanaFiainana aorian' ny fahafatesanaDanilo GallinariAnjara (finoana)Asan' ny ApôstôlyEorôpa🡆 More