Fiteny Neerlandey

Ny fiteny neerlandey dia fiteny any Nederlandy.

Fiteny neerlandey
Nederlands

Isan'ny mpiteny 22 tapitrisa
Faritany {{{faritany}}}
Sata Ofisialy: Fiteny Neerlandey Vondrona Eoropeana, Fiteny Neerlandey Nederlandy, Fiteny Neerlandey Sorinama Fiteny Neerlandey Belzika

Izy io dia manana sata ôfisialy ao Nederlandy, Sorinama ary ao amin' ny tapany avaratr' i Beljika (Flandre). Eo amin' ny 22 tapitrisa no miteny nerlandey eran' izao tontolo izao. Amin' ny fiteny neerlandey dia atao hoe Nederlands, tononina hoe /ˈnedəɾlɑnts/ io fiteny io. Indraindray dia atao hoe fiteny hôlandey na fiteny flamanda ny fiteny neerlandey.

Anisan' ny fiteny jermanika ny fiteny neelandey. Fiteny nisampana avy amin' ny fiteny neerlandey tamin' ny taonjato faha-17 ny fiteny afrikansa ao Afrika Atsimo sy ao Namibia, noho izany dia mifankahazo fiteny an-tsoratra ny mpiteny neerlandey sy ny mpiteny afrikansa.

Jereo koa

Fiteny jermanika be mpiteny

Fiteny Neerlandey 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

BeljikaFiteny flamandaFiteny holandeyNederlandySorinama

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ady an-tranoTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFanambaràna ny hevitry ny nofyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Faritra DianaFiteny javaneyTantaran' ny kristianisma74EzekielaMorondavaIowaFitsipi-pitenenanaFanambadianaVondrom-bokin' i Nag HammadiAriaryToetanin-jana-pehin-tanyLahatra (finoana malagasy)Fanjakana MitambatraFoko folo veryBokin' i IsaiaJBetsimisarakaJapànaApôkalipsy gnôstikan' i PeteraAndriamandisoarivoWellington PointTodyEorôpaApôkrifan' i JoanyAnjelyBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraApôkalipsin' i PeteraPaoly (apôstôly)Filoham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraRazafinimanjaka RaketakaLisitry ny filohan' i MadagasikaraMasikoroBritaina LehibeKininina (zavamaniry)Apôstôly roa ambin' ny foloAmbiroaBordeauxSamuel RatanyEvanjelin' i BarnabàApôkalipsy faharoan' i JakôbaNjakatianaFiangonana Loterana MalagasyTestamenta TalohaAmerika LatinaFivarotana andevoJeôgrafian' i MadagasikaraEtikaHovaKristianismaFanjakan' Imerina1853ArgonautesRepoblika Demokratika MalagasyAlemainaRatsiraka DidierKofi AnnanFanalan-jazaAsan' ny ApôstôlyFasanaTobilehibeMozikaTom KilburnBiôgrafiaFiteny nizerô-kôngôleyAntemoroOurense🡆 More