Fitsipiteny Mpampitohy: Fitsipiteny

Ny mpampitohy dia teny (sokajin-teny) mampifandray teny na andian-teny roa na maro ao amin' ny andian-teny lehibe kokoa na ny fehezankevitra na ny fehezanteny iray.

Misy karazany roa ny mpampitohy dia ny mpampitohy teny sy ny mpampitohy fehezankevitra.

Ny mpampitohy teny dia teny enti-mampitohy teny na andian-teny roa na maromaro mitovy anjara asa (sady matetika mitovy sokajy) ao amin' ny andian-teny lehibe kokoa na fehezanteny na ny fehezankevitra. Ny mpampitohy fehezankevitra izay teny tsy natao hampitohy afa-tsy fehezankevitra ka milaza ny fifampiakinana misy eo amin' ireo fehezankevitra ireo dia atao hoe mpampiankina fehezankevitra.

Jereo koa:

Tags:

FehezankevitraFehezantenyMpampitohy fehezankevitraMpampitohy tenySokajin-tenyTeny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Apôstôly roa ambin' ny foloKristianismaEskatolojiaSinaRanomasina185428 Desambra1959Christophe ColombMeyLa BrousseS51Paoly (apôstôly)18952004W2022VanilaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaAntesakaGoga sy Magoga20Fiteny antesaka2005AurangzebKeith LarsenFanahy Masina (kristianisma)TobilehibeFiteny vezoMerinaAntanosyNioeHermanusCKelly SantosOraniômaTetiandro malagasy1985Manhasset Hills, New York81Fivavahana1980Andriantsoly2003Faritra Atsimo-AtsinananaMetaly1777AsorotanyOndry1914Hong KongFarmersville, OhioKaripetraMadagasikara zanatany frantsay13MontcenisJacob Wilson1912Robert L. StevensGAndro Antenatenany401826199912MasikoroBiarritzLinux1743AndriamasinavalonaDidy Folo🡆 More