Fiteny Skandinaviana

Ny fiteny skandinaviana na fiteny jermanika avaratra dia vondrom-piteny mpihavana akaiky, tenenina ao amin' ireo firenena skandinaviana.

Sampam-piteny iray ao amin' ireo fiteny jermanika izy ireo, izay ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana. Ny zana-pianakaviam-piteny jermanika roa hafa dia ireo fiteny jermanika andrefana sy ireo fiteny jermanika antsinanana (izay fiteny maty ankehitriny). Olona miisa 20 tapitrisa any ho any no miteny skandinaviana amin' ny maha fitenin-dreny azy. Ny fiteny skandinaviana fantatra indrindra dia ny fiteny nôrveziana (ninôrska sy bôkmaly), ny fiteny danoà, ny fiteny soedoà, ny fiteny islandey, ary ny fiteny ferôiana.

Fiteny Skandinaviana
Sarin-tany maneho ireo faritra miteny skandinaviana

Jereo koa

Tags:

Fiteny danoàFiteny ferôianaFiteny indô-eorôpeaninaFiteny islandeyFiteny matyFiteny nôrvezianaFiteny soedoàSampam-piteny jermanikaSkandinavia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Siddhartha GautamaFaritra AndroyZavaboaryTenerifeBetsimisarakaPraiminisitra malagasyBokin' ny mpaminany (Baiboly)MediaWikiMalakiaBrexitVoronaFaritany eto MadagasikaraAngleteraVictoire RasoamanarivoRanavalona IIIKainaFifohazana (kristianisma malagasy)Lahatra (finoana malagasy)KolontsainaDarryl StarbirdFanatontoloanaAdizaozaFanjanahantanyFanalana faditraRoman PolanskiFiteny tamilyDidy FoloMain PageZanahary (finoan-drazana malagasy)ZanabintanaLuciano SpallettiFanavakavahanaFamoranaFitampoha1925Nôvambra849ForyTodySakalavaOnitiana RealyHoratio NelsonAnatôliaFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasySokajin-tenyIndôneziaAlahasatyGerd GanteförJirofoMponina eto MadagasikaraRégis Rajemisa RaolisonFototenyJodaismaFamadihanaPaiso (voany)Faritra MelakyAdimizanaCalifornia1989Mpampitohy tenySorona masinaFanambadianaFerenc AndrásEzraKiantenyNjakatianaSilamoTantaraFiteny kirondyFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaLitorjiaHarin-karena faobeNikôtininaPetra-kevitraFamonjena🡆 More