Famorana

Ny famorana dia fanesorana ny loha tsitsy (ilay hoditra mamono ny lohan' ny fitaovam-pananahan' ny lehilahy), izay misy heviny ara-pivavahana, indrindra ao amin' ny jodaisma sy ny silamo.

Ny famorana dia fombafomba ara-pivavahana be mpanao nandrita ny Andro Taloha. Fomba mampanana sata vaovao ny famorana eo amin' ny jodaisma. Amin' ny Miozolmana dia fanehoana ny fanadiovana ara-panahy ny famorana. Tany Ejipta taloha, tany amin' ny taona 2300 tal. J.K. dia efa nisy ny famorana izay heverin' ny mpikaroka fa natao famantarana ny andevo.

Famorana
Famorana any Azia Afovoany (1865–1872)
Famorana
Tahan' ny fanaovana famorana:     >80%      20-80%      <20%      N/A

Teny malagasy

Ireto ny teny ilazana koa ny famorana amin' ny teny malagasy: didifoitra, hasoavana, sambatra, sikina.

Loharano sy fanamarihana

  1. "Famorana", ao amin' ny Rakibolana malagasy sy Rakipahalalana momba an'i Madagasikara.

This article uses material from the Wiki Malagasy article Famorana, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.

Tags:

Teny malagasy Famorana

Loharano sy fanamarihana Famorana

Andro Taloha

Ejipta tamin'ny Andro Taloha

Finoana silamo

Jodaisma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Luis BuñuelFiteny sinoaIngmar BergmanGiovanni AgustaOkrainaYuri GagarinGouverneur K. WarrenA.J. PierzynskiLibiaRoko BelicTalus-Saint-PrixGrisyJean-Claude BrialyRobert SchapireHelmut SchreyerMakurazakiZaridainaEleanor RooseveltHubert SchardinCesserasArthur LegatEdmond FuchsBrian MayOlombelonaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôTantaran' i MadagasikaraWMadagasikaraSAdimizanaPKabary famangianaYTVKQJKolontsaina malagasyFiraisana ara-nofoXMIABDokuWikiZOFRGEHUFoko eto MadagasikaraAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaDKabary am-panambadianaFatidraCFanandroana malagasyOmbiasaAziaNFilazam-potoana (fitsipiteny)Fiteny malagasyBetsimisarakaAntemoroZivaKalandrie persanaLFiteny anglisyFangitra ara-jeografiaAterinetoDidy Folo🡆 More