Finoana Malagasy Lahatra

Ny lahatra, araka ny finoan-drazana malagasy, dia fandaminana apetrak' Andriamanitra na ny vintana mihatra amin' ny olombelona sy ny anjara tandrify ny tsirairay eo amin' ny fiainany.

Ohabolana momba ny lahatra

  • Aza latsana ny momba fa Andriamanitra no tompon' ny lahatra.
  • Aza mimenomenona amin' ny ajata fa tsy fantatra ny lahatry ny Avo.
  • Ny fikasana no an' olombelona, fa ny didy sy ny lahatra an' Andriamanitra.
  • Ny mazoto no nambinina ka ny kamo avy koa no milaza ho miandry lahatra.
  • Tsy misy biby te ho kary, fa mahery ny laha-janahary.

Jereo koa

Rohy ivelany

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Finoana Malagasy Lahatra Ohabolana momba ny lahatraFinoana Malagasy Lahatra Jereo koaFinoana Malagasy Lahatra Rohy ivelanyFinoana Malagasy Lahatra Loharano sy fanamarihanaFinoana Malagasy LahatraAnjara (finoana)Finoan-drazana malagasyVintana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Anjara asa (fitsipiteny)FanagasianaJava AfovoanyRanomasina MediteraneaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraGugnécourtSahih al-TirmidhiRepoblika Fahefatra (Madagasikara)DokuWikiFairmont, MinnesotaMakyChiapasFaritra SofiaFanabeazanaFaritra eto MadagasikaraTantaran' i MadagasikaraAndro AntenatenanyArthur Krause1989Fiavian' i Kristy fanindroanyFatidraBrezilaVolamenaAnaranaSevilaTafi-Piarovan' i IsraelyIsraelyFiteny javaneyVanim-potoana kristianaThe SimpsonsRajoelina AndryTorkiaFaritra SavaSôkratyAbdellatif FellainiEnterprise, AlabamaGuelphToliaraFahotanaPôlinezia FrantsayMouthoumetThomas MoreSora-tanana tao Nag HammadiHindoismaFitampohaHerinandro MasinaWilliam KamkwambaJeanne d'Arc1937AdimizanaRadama VoalohanyKininina (zavamaniry)Fanekena VaovaoFivarotana andevoBoky fahatelon' i HenôkaHenryk KasperczakTaom-baovao malagasySacramento, KaliforniaRobin WilliamsLu'anFady (malagasy)BengkuluMediaWikiOhabolanaOdySilamoFiteny atabaskanaFanandroana malagasy🡆 More