Zavamaniry Kininina

Ny kininina dia hazo afaka maniry avy any Aostralia, izay ahitana karazany miisa mihoata ny 800 tamin' ny taona 2000.

Izy no mamorona ny ampahany be (95 %) amin' ny ala any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Aostralia. Ny anarana ara-tsiansan' ny kininina dia Eucalyptus. Hazo malaky mitombo ny kininina sady afaka maniry amin' ny karazan-tany maro. Manopy fotsy sy malama ary tsy tantera-pahazavana loatra ny ravin' ny kininina. Ny hodiny dia mamoaka fofo-manitra mampiavaka azy manokana. Amin' ny ankapobeny dia hazo avo sy lehibe ny kininina, ka misy ny mahatratra hatramin' ny zato metatra. Ireto ny karazana kininina sasany izay omena amin' ny anarany ara-tsiansa: ny Eucalyptus globulus, ny Eucalyptus gunnii, ny Eucalyptus amygdalina.

Zavamaniry Kininina
Vonin-kininina
Zavamaniry Kininina
Hodi-kininina

Tags:

AostraliaHazo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

KrakówInternet ExplorerArdècheFotoanaMcCall, IdahoAntiziônismaKatowice1771Lisitry ny firenenaAraripeOld Town, MaineLu'anAfrika AtsimoJogailaJiny25 MartsaAntom-pisian'ny olonaMenalambaFanandroana malagasyEpistily ho an' ny HebreoFikambanan' ny Fifanarahan' i Atlantika AvaratraFrederick BrooksAkira KurosawaDisneyChennaiKutub al-SittahFaritra eto MadagasikaraJapanaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Fitiavan-tanindrazanaLalao OlimpikaHernán CrespoBatisaWordPressThe BeatlesMarylandCape TownHasina (zavamaniry)FitiavanaRobin WilliamsAnalakelyPuerto RealFitaovam-piadianaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAnjelyHéctor ScaroneVintana (finoan-drazana malagasy)Angatra (aretina)BetsimisarakaAl-NawawiMosavy (finoana malagasy)Allemant, MarneEmperora CixiGdańskSiddhartha GautamaNashtifan26 SeptambraLionel MessiStonehengeTsuyamaKor'anyJúlio César BaptistaKafe (maniry)Larreule, Pyrénées-AtlantiquesEjiptaBritaina LehibeMahmoud Abbas🡆 More