Menalamba

Ny Menalamba dia fikambanana pôlitika nanatanteraka fikomiana tamin' ny faritra sasany teto Madagasikara, indrindra fa ny afovoan-tany, ka nanohitra ny fidiran' ny Frantsay teto Madagasikara sady nanenjika ny Prôtestanta merina koa.

Atao hoe Menalamba koa ireo Malagasy nandray anjara tamin' izany Fikomiana mitam-piadiana izany. Tamin' ny taona 1895 no nanombohan' ny fikomiana, taorian' ny nahazoan' ny Frantsay an' Antananarivo. Nenjehin' ny tafika frantsay notarihin' ny jeneraly Gallieni izany fikomiana izany ka nifarana tamin' ny taona 1897 niaraka tamin' ny faharavan' ny Fanjakana Merina sy ny fanombohan' ny fanjanahana an' i Madagasikara.

Menalamba
Fitifirana an' i Rainandriamampandry sy Ratsimamanga tamin' ny taona 1896.

Jereo koa

Tags:

Fanjakan' ImerinaGallieni (jeneraly)MadagasikaraMadagasikara zanatany frantsayPrôtestantisma eto Madagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Repoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Tontolo iainanaMpaminanyAndriamanitra ZanakaTTakarazukaLahatra (silamo)FiarahamoninaSaddam HusseinAbasidaLionaRepoblika Demokratikan'i KongoKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaLalan-jazaGrahamstownAdy MangatsiakaZavamaniryantrasitaFetin'ny RenyTôgôPaoly (apôstôly)PeròNederlandyTetiandro malagasyLahatraRanomasinaIrànaLitorjiaForyBokin' i IsaiaChristian GobrechtRomaniaFady (malagasy)FeoLinitaDemôkrasiaFanekem-pinoana nikeanaTrondroAlakaraboHazoAmontanaHasina (zavamaniry)Faritany eto MadagasikaraBoky voalohan' ny MpanjakaFanekem-pinoanaFizikaOlombelonaFanambadianaNofon-tanyFiangonana Loterana MalagasyFianakavianaJafetaKabary famangianaAntenimieraaterinetoEtazoniaForbesAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaKabary tera-baoGovernemantaAmbohimangaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraStôikismaAndro farany🡆 More