Ranavalona Ii

Ranavalona II, teraka tamin' ny taona 1829 ary maty tamin' ny 13 Jolay 1883, dia mpanjakavavy nanjaka teo Madagasikara tamin' ny 1868 hatramin' ny 1883.

Ranavalona Ii
Ranavalona II

Fotoana nifanandrinan' ny Frantsay sy ny Britanika izany ka ny teto Madagasikara dia ny fivavahana kristiana prôtestanta sy katôlika no nisehoan' izany.

Fiainany manokana

Teraka tamin' ny taona 1829 Ranavalona II. Fotoana nifanandrinan' ny Frantsay sy ny Britanika izany ka ny teto Madagasikara dia ny fivavahana kristiana prôtestanta sy katôlika no nisehoan' izany.

Ramoma, zanak' olona mpiray tam-po amin' ny mpanjakavavy Rasoaherina, no nandray ny fiandrianana tamin' ny anarana Ranavalona II ny 3 Septambra 1868. Namoaka ny didy momba ny fandriampahalemana ary namerina ny fivavahana kristianina izy.. Ramoma no anaran' ilay mpanjakavavy talohan' ny nahalasa mpanjaka azy.

Fiakarany teo amin' ny fitondrana

Niakatra teo amin' ny fitondrana izy tamin' ny nahafatesan-dRasoherina. Nanambady an-dRainilaiarivony izay efa vadin' ny mpanjakavavy nodimbiasany izy.

Fivavaham-panjakana ny prôtestatisma

Nahazo laka ny fivavahana prôtestanta tamin' ny androny ary lasa fivavaham-panjakana izany satria natao batisa prôtestanta ny mpanjakavavy. Nodorany ny sampy ka nosoloany ny Baiboly.

Fantaram-panjakana sy fampandrian-tany

Nihamaro ka naharatra hatrany amin' ny 30 000 any ho any ny vatan-dehilahy tao amin' ny tafiny izay nampandry tany tany amin' ny Sakalava sy ny hafa koa.

Fiafarany

Tamin' ny taona 1883 no nahafatesany sady nandimiasan-dRanavalona III azy.

Jereo koa

Boky

  • Acquier, Jean-Louis (1997). Architectures de Madagascar. Berlin: Berger-Levrault. ISBN 978-2-7003-1169-3
  • Chiswell, Alfred (1893). "A visit to the Queen, Madagascar". The Newberry house magazine, Volume 2. Elsevier. pp. 459–466. Retrieved 19 December 2010.
  • Cousins, William Edward. Madagascar of to-day: A sketch of the island, with chapters on its past. The Religious Tract Society, 1895.
  • Dominique Ranaivoson, Madagascar : dictionnaire des personnalités historiques, Sépia, Saint-Maur-des-Fossés ; Tsipika, Antananarivo, 2011 (2e éd.), p. 151 (ISBN 978-2-84280-101-4).
  • Drapeyron, L. Revue de géographie, Volumes 38–39. C. Delagrave, 1896.
  • Frémigacci, Jean (1999). "Le Rova de Tananarive: Destruction d'un lieu saint ou constitution d'une référence identitaire?". In Chrétien, Jean-Pierre (ed.). Histoire d'Afrique (in French). Paris: Editions Karthala. p. 427. ISBN 978-2-86537-904-0. Retrieved 19 December 2010.
  • Gade, Daniel W. (1996). "Deforestation and its effects in Highland Madagascar". Mountain Research and Development. 16 (2): 101–116. doi:10.2307/3674005. JSTOR 3674005.
  • Nicolas Martin, Symboles royaux et rivalités à la cour de Radama II, Antananarivo, 2021.
Ranavalona Ii 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Ranavalona Ii Fiainany manokanaRanavalona Ii Fiakarany teo amin ny fitondranaRanavalona Ii Fivavaham-panjakana ny prôtestatismaRanavalona Ii Fantaram-panjakana sy fampandrian-tanyRanavalona Ii FiafaranyRanavalona Ii Jereo koaRanavalona Ii BokyRanavalona Ii13 Jolay18291883Madagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TantaraAlohotsyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)BelzikaFifohazana AnkaramalazaDavida (mpanjaka)Hypertext Markup LanguageSkotisma Zazavavy eto MadagasikaraGUSTAVOEGATOTV (youtuber)Apôstôly roa ambin' ny foloFandroahana fanahy ratsyWiki FoundationFivavahan-drazana malagasyMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraTolom-bahoaka tamin' ny 1947TetiandroFiteny skôtsyFampirafesanaParasyKabary famangianaMamy RalaivitaBiôgrafiaAdijadyFanahy (kolontsaina malagasy)Fahefana mpanatanterakaAlejandro CharTanzaniaNjakatianaAlbert EinsteinAbidyFiendrika sy fitodikaSokajin-teny1943Ny Olana Telo VatanaAurangzebLosiferaAdnanFiarahamoninaRazana (finoana malagasy)Balam-basyVondrom-poko ao Azia AtsimoFanahyTelemundoNosy AmpelaRené DescartesSakalavaTononkaloRenisoratraVezoTsinyFoko eto MadagasikaraArsidiôsezin' i FianarantsoaZhuge LiangFifohazana (kristianisma malagasy)tany lemakaAlakamisyHasina (fizarazaràna)Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraAkangaQIT Madagascar MineralsTafsir al-TabariAdy Lehibe FaharoaAratraParisySilamoMaha virjiny mandrakizay an' i MariaNy Avana RamanantoaninaMônakôGoogle2015OzbekistànaHasina🡆 More