Somatra

I Somatra dia nosy ao andrefan' i Indônezia, anisan' ny Vondronosy Sonda, ao Azia Atsimo-Atsinanana, sady mipetaka amin' ny fehiben-tany, ao atsimon' ny Saikanosy Maley.

Mirefy 473 481 km2, ny velarany, ka nosy fahafito lehibe indrindra eto amin' izao tntolo izao izy noho izany, mihoatra kely ny nosy Papoazia-Ginea-Vaovao sy an' i Soeda. Manana halava mirefy 1 800 km sy sakany mahatratra 435 km amin' ny faritra sasany izy. Ny Andilan-dranomasina Sonda no manasaraka azy amin' ny nosy Java ary ny Andilan-dranomasina Malaka no manasaraka azy amin' ny Saikanosy Maley.

Somatra
Sarintany maneho ny toerana misy an' i Somatra

Tamin'ny taona 2019 izy dia nisy mponina miisa 58,5 tapitrisa. Ny ankamaroan' ny mponina ao dia Mozilmàna, nefa ahitana Kristiana sy Bodista ary Hindoista koa ao.

Jereo koa

Tags:

Azia Atsimo-AtsinananaFehiben-tanyIndôneziaJavaPapoazia-Ginea-VaovaoSaikanosin' i MaleziaSoeda

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fenoarivo AtsinananaAdolf HitlerFilazantsara araka an' i LiokaFiteny nepaleyAsorotanyKataraMôsikaoLisitry ny filohan' i MadagasikaraGregor MendelFisoronana sy fanalana vintanaTontolo iainanaEvekaJeôlôjiaNikôlà IIIMerinaSinaVanin-tenyFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraRepoblika Demokratika MalagasyPaiso (voany)Testamenta TalohaFrantsa1900SodànaFifohazana (kristianisma malagasy)Fokom-pirenen' i RobenaPapaAlakaraboZebraFamadihanaPaoly (apôstôly)LalànaStridônaAzia Atsimo-AtsinananaBaraPrôtestantisma eto MadagasikaraVy Vato SakelikaZazavavindranoBokin' i EzekielaBokyFrantsayMeksikaBokin'i Henoka1899Mpampiankina fehezankevitraPakistànaAdaoroArintanyAndriamanitra (tokana)AmbohimangaRadama IIFanahy (kolontsaina malagasy)Toetanin-jana-pehin-tanyMaritranoRabibyKameronaAfrika AfovoanyAfrika AndrefanaBielôrosiaSambatraSorona masinaAfrikaDokuWikiTobim-pifohazanaFanonganam-panjakanaFivarotana andevoAnjelôlôjiaAndriamaneloFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaBoloky🡆 More