Java

Java: Kilalao mahafinaritra atao amin'ny alalan'ny finday avo lenta na koa solosaina...

I Java dia nosin' i Indônezia ao amin' i Insolindia, izay tondrahan' ny Ranomasimbe Indiana ao atsimo sy ny Ranomasin' i Java ao avaratra, hodidinin' i Somatra ao avaratra-andrefana, ny nosy Baly ao atsinanana ary i Bôrneô ao avaratra. Atao hoe Jawa izy amin' ny teny indôneziana. Misy mponina manodidina ny 150 tapitrisa izy (60 %n' ny tamba-nosin' i Indônezia), ka izy no nosy be mponina indrindra eto an-tany. Mahatratra 1 000 km ny halavany ary 128 300 km2 ny velerany miaraka amin' ny nosy manakaiky azy atao hoe Madora sy ny nosy madinika maro hafa koa. Ny toetany misy ao aminy dia toetanim-pehibe. Ao amin' ny morontsiraka avaratr' i Java ao amin' ny ilany andrefana no misy an' i Jakarta renivohitr' i Indônezia.

Sarin-tany maneho ny nosy Java, any Indônezia

This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Java, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wikimedia Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wikimedia Foundation.

In other languages:

/** SHOW / HIDE SECTION**/function mfTempOpenSection(getID) {var x = document.getElementById("mf-section-"+getID); if (x.style.display === "none") { x.style.display = ""; } else { x.style.display = "none"; }}