Boky

Ny boky dia zavatra azo tsapain-tanana mitahiry ny fampahalalana amin'ny alalan'ny pejy taratasy voaprinty nakambana ary nasiana fonony henjana.

Ao amin'ny pejim-boky dia mety ahitana sarisary.

Boky

Mety firaketana fampahalalana mikasika ny zavatra tokana na maro ny boky. Ny Baiboly, ny Iliady ary ny Odisey izao ohatra dia boky iray ahitana tantara maro. Ny boky raki-pahalalana dia matetika ahitana lahatsoratra nosoratan'olona maro, ary atonta printy ka tsinjaraina ho boky maro.

Ireo olona tsy afaka mamaky ny lahatsoratry ny boky na tsy afaka mamaky teny dia antsoina hoe "bado".

Boky
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TorkiaLeo (atonton-kintana)MasikoroMickey MouseKabary am-panambadianaToamasinaHypertext Markup LanguageHenry KosterBaiboly katôlikaJona (volana)Gregôrio XIIIFiteny sondaneyFiteny alemànaKlaodio (emperora)ZoinaAntemoroDemôkrasiaKiantenyEpistily katôlikaVarimbazahaFiteny keltikaTesaliaCharlie BrockmanDadabe NoelyTebay (Ejipta)Nahoma1928Joseph StalinFisoronana sy fanalana vintanaLothair IDavid J. GrossKlemento avy any RômaFanjakan'i VatikànaFanehoan-javatra mifintina sy mivelatraWhy the lucky stiffAlbany, GeorgiaFanagasianaFady (malagasy)MediaWiki1885RepoblikaWayback MachineOliver B. ShallenbergerFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaSiansaAilien PoeseSikidy (malagasy)FanandroanaFindayBessaTestamenta VaovaoFanambadianaAlakaosyBrockton, MassachusettsTsimihetyUtahPôlitika eto MadagasikaraSindoFaritanin' i MahajangaRepoblika MalagasyKabary famangianaFiteny asameyFrantsaRabibyKilamba-KiaxiJames K. PolkSiméon RajaonaVolanaKapreôloAnganoPrôtektôrata🡆 More