Andriamanelo

Andriamanelo dia mpanjakan' Imerina teto Madagasikara nanjaka tamin' ny taonjato faha-16.

Andriamanelo dia lahimatoan-dRangitamanjakatrimovavy, mpanjakan' i Merimanjaka. Nataony tany Alasora ny renivohiny, tanàna ambanivohitra any atsimo atsinanan' Antananarivo. Mpandova an-dRafohy, mpanjakan' i Alasora, Andriamanelo. Renivohi-panjakan’ Andriamanelo i Alasora. Nampamono ny rahalahiny mba hampanjaka an-dRalambo zanany Andriamanelo.

Jereo koa

Andriamanelo 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

AlasoraAntananarivoImerina-AmbaniandroRafohyRalamboRangita

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

2006Danilo GallinariBezanozanoWikiSoratraMatoatoaTononkalo439Penguin1744Filazantsara araka an' i LiokaMalagasy (vahoaka)Volahavana Germaine153MeyBetsimisarakaFifandraisan-davitraMohamadyKharg (nosy)BlaogyMetafizikaMôralyFiteny iranianaMôsikaoFamadihanaMasoandroRanoFiteny espaniôlaFloridaTanzaniaHosodoko1953Fanavakavaham-bolon-koditraBetsileoArjentinaRivodozaRadama VoalohanyWayback MachineSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika2007Vanim-potoana kristianaFiteny grikaAurangzebAngatra (lolo)AdizaozaMaoritania1431AmbitsyMahabad, IsfahanSeleokosy IFirenenaZhuge LiangVolana (fotoana)1737PelikanaTanyLalànaTantaran' ny kristianismaHindoismaSakalavaBirikyLatakia612Abbasabad, MazandaranFilazantsaraJodaismaFanandevozanaNy Avana RamanantoaninaTetiandro gregôrianaBaiboly katôlikaLisitry ny filohan' i Madagasikara🡆 More