Fivarotana Andevo

Ny fivarotana andevo na varotra andevo dia raharaham-barotra izay anakalozana vola na zavatra hafa ny andevo eo an-toerana na avy any an-tany lavitra.

Tokony efa tany amin' ny andro fahagola no nisian' ny fivarotana andevo. Ny fivarotana andevo tany Atsinanana sy ny fivarotana andevo mainty miampita an' i Atlantika no lehibe indrindra amin' ny fomba fitrandrahana ny fanandevozana. Ny endrik' io varotra io ankehitriny dia ilay atao hoe "varotra olona".

Fivarotana Andevo
Tsena fivarotana andevo tao Kahira (Ejipta), sary nataon' i David Roberts, 1838/1839.

Jereo koa

Tags:

AndevoFivarotana andevo maintyRanomasimbe AtlantikaTontolo Atsinanana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FKatrafayQVintanaSakafoNevadaApôkalipsy faharoan' i JakôbaDokuWikiMenalambaKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaKôntinentaAbidy grikaRazana (finoana malagasy)VazimbaFambolenaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraNy Sôfian' i Jesoa KristyAlahamadyTodyAsorotanyKabary am-panambadianaPaoly (apôstôly)Fiteny indônezianaCurrent eventsMpanoritraFahasalamanaPennsylvaniaEpistily ho an' ny Rômana1994Sikidy malagasyBrécy, AisneApôkalipsin' i StefanaAndrianampoinimerinaMpisolo manontanyHazomangaMaqbool Fida HusainAzerbaijàna1971Zaira'''Huguette Monestier'''Valve CorporationHypertext Markup LanguageGoogleHasinaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoVoalavoFiteny alemànaAndriamanitra RayPatrick EbertBola (jeômetria)Faritra eto MadagasikaraFiteny litoanianinaFiteny bielôrosianaWorcester, MassachusettsFivavahan-drazana malagasyPneomatôlôjiaBiraom-panisan'i EtazoniaFomban-drazanaDemôkrasiaSeiselyFamadihanaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraRanoLovantsofinaLahatra (finoana malagasy)AdijadyAostraliaNupediaAziaNormandia🡆 More