Normandia

I Normandia dia faritra ara-jeôgrafia sy ara-kolontsaina ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' i Frantsa, faritan' ny ranomasina Manche.

Atao hoe Normaundie na Nourmaundie izy amin' ny teny nôrmana, Normandy amin' ny teny anglisy ary Normandie amin' ny teny frantsay. Ankehitriny dia mahafaoka ny fari-piadidian' ny Basse-Normandie (departemantan' i Calvados sy departemantan' i Manche ary departemantan' i Orne) sy i Haute-Normandie (departemantan' i Eure sy departemantan' i Seine-Maritime).

Tags:

Fiteny anglisyFiteny frantsayFrantsa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Varotra1993Tetiandro litorjika kristianaMounir Aziz DaoudSalamon' i SalômônaAsa AkiraAnjara (finoana)TantaraKapveraNorman BorlaugKôrà (zanak' i Esao)Taratasin' i LentolosyAsir, IranTendrombohitra roa ambin' ny folon' ImerinaOmbyFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaDon TaylorArkônta (gnôstisisma)HasinaGaliaLisitry ny filohan' i MadagasikaraJohn RussellFamelabelarana faharoa ny amin' ny Seta Lehibe1977Bodo (mpihira)FahaterahanaFRSSVolaThabo MbekiIzeharaWikipediaFototenyVolanaJean-Joseph RabeariveloPoopyDemôkrasiaZorofirarazanaBlaogyAndriamasinavalonaMerinaTsimihetyBahaismaBaiboly katôlikaSão PauloMaha virjiny mandrakizay an' i MariaFanjakan' ImerinaApôkrifan' i JoanyBootjack, KaliforniaKamerona1994ForySaonjoAleksandra LehibeFiteny malaiô-pôlinezianaAndrianampoinimerinaAsidra dezôksiribôniokleikaAurangzebAl-ShahrastaniMadagasikaraKiwixAveloSiméon RajaonaMpisolo fotoanaVoronaQIT Madagascar MineralsAndriamiseza LucienAntankaranaTontolo iainanaGoogle🡆 More