Zorofirarazana

Amin'ny Malagasy, ny zorofirarazana na zoro firarazana dia ny zoro avaratra-atsinanana amin' ny trano.

Omena ny anarana hoe Alahamady na zoron'Alahamady koa io zoro io. Zoro saro-pady sy masina indrindra ny Alahamady teo amin'ny Ntaolo malagasy sy ho an'ny Malagasy mpandala ny fomban-drazana satria eo no itodihana raha mivavaka amin' Andriananahary sy ny razana ary eo no apetraka ireo zava-masina rehetra. Ary izany no maha loham-bintana sy volana voalohany ny Alahamady amin'ny faritra sasany teto Madagasikara.

Jereo koa

Tags:

AlahamadyAndriananaharyFivavahana amin'ny razanaNtaolo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Malagasy (vahoaka)Abdelkader LaïfaouiBaiboly prôtestantaOlombelonaSingaporoEoin HandMontréalFiteny malayKijanaRabibyHopitalyAotrisyAdy Lehibe VoalohanyAntambaEmirata Arabo MitambatraZavonaMontangesBodisma vajraianaDarryl StarbirdNobiaSrettha ThavisinFametrahan-tananaFizika2009Asan'ny fiangonanaMenalambaRanomasina MenaFokom-pirenen' i IsraelyPergamôsy1976MiddelburgRajoelina AndryLegiomaRavalomanana Marc1830EtiôpiaAntananarivoISO 4217Boris KernerEtazoniaSola ScripturaLibànaBaiboly amin' ny teny malagasyFanahy Masina (kristianisma)Omar ibn al-KhattâbAndry RajoelinaKabary tera-baoTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaPapoazia-Ginea-VaovaoKings Beach, Kalifornia600VoronaFiaramanidinaMontigny-sur-AubeDoazonFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraFiaran' ny FanekenaKristianisma eto MadagasikaraGazetyÉcordalHira (maky)AsorotanyPenguin27 AogositraFady (malagasy)Kisarisary ÔfitaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô20 AprilyFoko eto MadagasikaraGabe NewellFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaMalaoỳ'''Marie-Françoise Talayssat'''VazimbaMistery masina🡆 More