Galia

I Galia na Gaoly dia faritra tao Eorôpa Andrefana nonenan' ny vahoaka seltika sy ny vahoaka akitaniana, izay mahafaoka an' i Frantsa, i Loksemborga, i Belzika, ny ampahany lehibe amin' i Soisa, ny tapany avaratr' i Italia ary faritra maro amin' i Nederlandy sy amin' i Alemaina: ny lemaka andrefan' ny renirano Rhin.

Mahatratra eo amin' ny 494 000 km2 eo ny velarany. Nihena anefa izany taty aoriana.

Galia
Sarintanin' i Galia talohan' ny Adin' ny Gaoloà araka ny filazan' i Gustav Droysen: ny Belza (volom-boasary), ny Akitaniana (mena), ny Gaoloà Seltika (maitso) ary ny Gaoloà Narbôney (mavo).

Jereo koa

Tags:

AlemainaBelzikaEorôpa AndrefanaFrantsaItaliaLoksemborgaNederlandySelta (vahoaka)Soisa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Zaira1866AnolakaFanekem-pinoana apôstôlikaFanavakavaham-bolon-koditraPastona (vahoaka)Fiangonana zandrinyAljeriaFanjanahantany23 JonaHendersonville, TennesseeLembalemba IranianaLinus PaulingTetiandroKabary famangianaNy Sôfian' i Jesoa KristyBokin' ny SalamoAndringitraFiendrika sy fitodikaSugar Land, TexasApôkrifan' i JoanyFiteny sanskrityEjipta1997FanagasianaEorôpa1887Fiteny serbaBôliviaTorovintanaEmirata Arabo MitambatraKônfirmasiônaMartioraSoratraRosiana (vahoaka)Misterin' ny PaskaFanjakan' ImerinaBoky ara-tantara (Baiboly)Ôfita1946Mpisolo fotoana29 SeptambraMosesyHermann HesseSiméon RajaonaGaliaKiboboMpisolo (fitsipiteny)TeôlôjiaFiteny bengalyBiôgrafiaFiteny aostrônezianaRanoTaom-baovao malagasyFiteny malaiô-pôlinezianaRabibyFahitalavitraThomas Bevan197124 MeyFamoronana (finoana sy fedrà)BaibolyBatismaAkademia MalagasyTambintenyFanahyRoger ByrneKabaryKinshasaFanatontoloanaItaliaFitenim-paritra malagasyBoky protokanonika🡆 More