Kiwix

Kiwix dia rindra malalaka (logiciel libre raha amin'ny teny frantsay), io fitaovana io dia ahafahana mijery na miditra amin'ny pejy web izay tsy mila aterineto.

Noho izany dia natao ampiasain'ireo mampiasa raki-pahalalana wikipedia amin'ny toerana tsy misy rezô izy io. Tehirizina ao amin'ny karta SDHC tsotra ilay izy, ary tamin'ny daty 1 Febroary 2013 no nivoahany voalohany, io fitaovana io dia niakatra 97% ny olona nampiasa azy tao amin'ny tranokala SourceForge.net no nahazahoana izany salanisa izany.

Kiwix
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Kiwix
Kiwix 0.9 fisehoany

Ny toetoetrany ara-tekinika

Kiwix 
Wiki ao amin'i kiwix

Ny kiwix dia azo ampiasaina amin'ny karazana sistema maro : GNU/Linux, MacOSX, iOS, Android ary Microsoft Windows. Manana varavaran-kely betsaka izy ary afaka anokafana lahatsoratra ihany koa sy ny fikarohana anaty. Azo avadika endrika PDF ny lahatsoratra wikipedia ao aminy.

Ny fomba fiasanany

Jereo koa

  • Wiki
  • Afripedia
  • Wiki
  • Wikipédia hors-connexion

Rohy ivelany

Tags:

Kiwix Ny toetoetrany ara-tekinikaKiwix Ny fomba fiasananyKiwix Jereo koaKiwix Rohy ivelanyKiwixAterinetoFebroaryWebWikipedia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Louis-Claude VincentBaskin-RobbinsVintana (finoan-drazana malagasy)VohiposaZon' olombelonaFilazantsara araka an' i LiokaApôkalipsin' i JoanyLouisianaFiangonana Jesosy MamonjySoisaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaSipra AvaratraLisitry ny zavatra madinidinika 44001-45000Fiteny ôfisialyEpistilin' i PaolyMouvement Démocratique de la Rénovation MalgacheHenôkaAndroTorkmenistàna1922Tetiandro gregôrianaRepoblika Demokratika MalagasyMpanakanto malagasy1997HantaMeksikaBatmanWikipediaBagdadFiteny indô-eorôpeaninaJeôrjiaKingstonFaritra AndroyZivaNeville SouthallFiteny ordò1936LambamenaAmerikaMareuil-sur-AyVladimir PoutineMoritz Anton CappellerKyivAC/DCVladimir LeninTeteFitiavan-tanindrazanaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Kômonisma1939VaryVladimir VysotskyFamadihana1833FivavahanaIrlandaSunan al-SughraŌitaFrancis DrakeLisitry ny zavatra madinidinika 22001-23000Hypertext Markup LanguageFahotana tamin' ny fototraSodàna AtsimoTim HetheringtonDemôkrasiaLetôniaFanomboana an' i JesoaMalakia1940🡆 More