Volana

Ny Volana (marika: ) dia satelitan' ny Tany.

Ny Volana no satelita voajanahary ngeza indrindra eo amin' ny lamin-drafitry ny Masoandro. Ny halaviran' ny tany amin' ny Volana dia mirefy 384 403 km (in-30n' ny savaivon' ny Tany).

Volana
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Volana
ny volana

Ny teny malagasy hoe volana dia avy amin' ny teny aostrônezianina (jereo ny teny malay hoe Bulan [bulan]).

Amin' izao fotoana izao, ny Volana ihany no satelita nandehanan' ny olona sy notsidihin' ny olona ary nodiavin' ny olona. Luna I, zanabolana rosiana, no zanabolana voalohany nihodinkodina manodindina ny Volana tamin' ny taona 1959, tamin' io taona io ihany koa dia nipetraka teo amin' ny Volana ny sambondanitra Luna 2, fa potika ilay saondy teo am-pidinana. Tamin' ny taona 1959 ihany nalain' i Luna 3 sary ny sarim-bolana tsy hita maso raha avy eto an-Tany.

Tamin' ny taona 1966, tena vitan' ny Rosiana ny nametraka ny Luna 9 teo ambon' ny Volana, ary mandeha manodidina ny Volana ny saondy Luna 10 taty aorinana.

I Etazonia ihany ankehitriny no nahavita nandefa olombelona teny amin' ny Volana, araka ny tanjon' ny tetikasa Apollo izay nanomboka tamin' ny taona 1969 ary tapitra tamin' ny taona 1972. Natsahatra tamin' ny taona 1972 ny prôgrama Apollo. Betsaka ny zavatra nentina avy eny amin' ny Volana ary betsaka ny zavatra navelan' ny olona teny: ny zavatra nentina avy any amin'ny Volana dia vato isankarazany, ary navela tany amin' ny Volana ny jeep sy saondy rehetra. Ankehitriny, ny Volana no satelita tena voadinika indrindra amin' ny lafin 'ny haikintana

Endrika ara-pizika

Ny halaviran' ny Volana amin' ny Tany dia 384 402 km. Ny savaivon' ny Volana dia 3 474 km, ny fisintonan' ny Tany amin' ny Volana dia 1,95×1020 Newton eo ho eo. Azo lazaina fa ny Tany sy ny Volana dia lahadroa ara-pajiry.

Soson-drivotra

Kely dia kely ny soson-drivotra eo amin' ny volana.

Rafitra anaty

Volana 
Rafitra anaty ny volana

Hafa ny endriky ny Volana amin' ny resaka jeôsimia, tsy mitovy amin' ny an' ny Tany ny hodiny, ny akanjony ary ny vihiny. Ny hoditry ny Volana dia feno ôksizenina, silisiôma, maneziôma, kalsiôma ary alominiôma (na viraty). Ny hatevin' ny hoditry ny Volana dia misy eo amin' ny 50 km eo.

Ny tavan' ny Volana

Mihodina miaraka amin' ny Tany ny Volana, izany no tsy ahitatsika mihintsy ny tavany lavitra ny Volana.

Ny lafy hitantsika avy eto amin' ny Tany dia atao hoe lafy akaiky, na lafy hita, ary ny lafy tsy hita avy eto amin' ny Tany dia atao hoe lafy maizina, na lafy lavitra. Ny lafy lavitra dia tsy hoe tsy mazava mihintsy akory; amin' ny tsinam-bolana izao, mazava ny lafy lavitra (na lafy maizina) amin' ny Volana. Nalain' ny saondy Luna 3 sary ny lafy maizin' ny Volana tamin' ny taona 1959.

Volana    Volana 
Lafy akaikin' ny Volana   Lafy lavitrin' ny Volana

Misy fiovàna kely amin' ny fihodinan' ny Volana tsindraindray. Ny 59 % amin' ny velaran' ny Volana no hita avy eto amin' ny Tany

Vangio koa

Rohy ivelany

Tags:

Volana Endrika ara-pizikaVolana Ny tavan ny Volana Vangio koaVolanaMasoandroSavaivoTany

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Lisitr' ireo mpanjaka merinaKyivRivodozaAzia andrefanaAzerbaijànaSoratraHasina (zavamaniry)Mpampiankin-tenyBaolina kitraApôlinariôsy avy any LaôdikeaRanoPaoly (apôstôly)BetsileoFivavahanaOnjan-dranoZone FrancSan FranciscoLouis Pasteur24 FebroaryRômaVanim-potoana kristianaFiteny japôney1237Ranavalona II1963Fisaraham-pahefanaKôngô-BrazzavilleAlakaosyZezikaFitiavanaHiragasyFisoronana sy fanalana vintanaAndrea ArnoldAotrisyRadama IIZhuge LiangFiteny alemànaAmbohimangaLouis-Claude VincentSeptambraJean NarivonyAdy Lehibe FaharoaPalmdale, KaliforniaHoditraAterinetoFiangonana ôrtôdôksa tatsinananaTononkira FanaperanaAngleteraMaoritaniaVolgataHazoHaisoratraRôma Taloha1603FirenenaBezanozanoBokin' ny Salamo800Latakia17 MartsaAdijadyIstanbulImmanuel KantDemonyPer Brinch HansenFoko eto MadagasikaraFandraisanaRabatLisbonAntevatoISO 4217Angatra (aretina)Torkia🡆 More