Fahaterahana

Ny fahaterahana dia ilay fotoana anombohan'ny fahaveloman'ny zavamananaina iray tsy miankina amin'ny reny na ny atody.

Amin'ny ankapobeny dia ilay fotoana ivoahan'ny biby avy amin'ny kibon-dreniny amin'ny biby misy nono no atao hoe fahaterahana, na ilay fotoana ivoahan'ny biby mandady na mikisaka, ny vorona, ny sahona sy ny mitovy karazana aminy, ny bibikely ary ny ankamaron'ny trondro, avy ao amin'ny atody no atao hoe fahaterahana.

Ampiasaina koa ny teny hoe fahaterahana mba hilazana ny fiantombohan'ny fotoana na ny zava-mitranga na ny zavatra tsy manana aina iray.

Tags:

BibikelyBibyTrondroVoronaZavamanan'aina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bokin' i Isaia7 AprilyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)JobilyLisitr' ireo mpanjaka merinaBezanozanoKabary famangianaFiainana aorian' ny fahafatesanaRanavalona IWiki FoundationFahotanaFindayEskatôlôjiaEntimilazaKilalaoKristianisma eto MadagasikaraGuangdongEpistily ho an' ny FilipianaRasoherinaLalan-jazaMpanao gazetyKansas1971Epistilin' i PaolyReston, VirginiaOperaTeôlôjiaSoson-drivotry ny tanyFiteny malagasyJames A. WestonWayback MachineJoany ApôstôlyAmbatondrazaka AmbanivohitraFototenyJerko LekoMpisorona jiosyAkohoHenri RatsimbazafyFanasan' ny TompoSingaporoGovernemantaNosy SôlômônaJerosalemaFirenenaOlombelonaFitsipi-pitenenanaKristianismaIrànaFiteny betsimisaraka avaratraFiteny espaniôlaAdama sy EvaTontolo iainanaKinshasaFiteny japôneyAdimizanaMozilla FirefoxAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaSihanakaSoronaLaharam-pehintanyKafeFehezantenyVintana (finoan-drazana malagasy)Fanandroana malagasyHiragasyAostraliaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraManambinaFiteny bolgarianaPôlitika eto MadagasikaraBokin' i Rota🡆 More