Fory: Taovam-panariana an'ny olom-belona ny maloto avy amin'ny tsinay lehibe
Samihafa no andraisan'ny faritra ny teny hoe Fory eto Madagasikara; any amin'ny faritra atsimon'ny nosy ohatra dia fitenin'olona matetika ny hoe fory eny na dia mpianaka aza, ny tena marina ny dikan'io teny io any atsimo,ohatra any Toliara dia ilazana ny fitombenana mety ho azo raisina ihany raha ny dikan'io teny io any amin'ny faritra atsimo satria ny diksionera malagasy frantsay de milaza fa fory= anus !!!! Teny gasy mazava tsara ny FORY izay entina hilazana ny fitombenana , ao anaty dikisionera malagasy izy io.
Samihafa no andraisan'ny faritra ny teny hoe Fory eto Madagasikara; any amin'ny faritra atsimon'ny nosy ohatra dia fitenin'olona matetika ny hoe fory eny na dia mpianaka aza, ny tena marina ny dikan'io teny io any atsimo,ohatra any Toliara dia ilazana ny fitombenana (matetika ny aty milaza hoe "mba be fory koa aja iny") mety ho azo raisina ihany raha ny dikan'io teny io any amin'ny faritra atsimo satria ny diksionera malagasy frantsay de milaza fa fory= anus !!!! Teny gasy mazava tsara ny FORY izay entina hilazana ny fitombenana , ao anaty dikisionera malagasy izy io. Fa amin ny faritra maro kosa, ny teny hoe " fory" dia entina milaza ny fivaviana na ny taovam-pananahan'ny vehivavy.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Fory, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.