Hazomanga

Ny hazomanga dia tsato-kazo roa na telo mifanakaiky, atsatoka amin'ny toerana iray, izay atao hanatanterahana fianianana na sorona na fitsofan-drano.

Ny mpitan-kazomanga (izay atao hoe mpisorona koa) no miandraikitra ny fikarakarana ny zavatra atao eo amin'ny hazomanga. Famantarana ny maha iray firazanana na iray fianakaviana ny hazomanga.

Tags:

Fianakaviana (fomba malagasy)Sorona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Sampy (malagasy)Google7992006Rafohy801ParisyIndiaFaminanianaTetiandro gregôrianaJean-Joseph Rabearivelo800Repoblika Demokratika MalagasyBaibolyIrlandaUNIXKlaodio PtôlemeoApôstôly roa ambin' ny foloSilamoKabary famangianaBodismaFatidraAfganistànaSôlômônaEkôsyKantoWikibolana480Ady MangatsiakaTontolo iainanaKolontsaina ao amin' ny Repoblikan' i KôngôGalileo GalileiTailandySARS-CoV-2Morondava1886AndrianampoinimerinaHasin-teny1024HiragasySiansaKristianismaVoantenySão PauloMpampiankina fehezankevitraJesoa araka ny kristianismaPôlitika eto MadagasikaraFiteny antemoroKabaryGnôstisismaWordPressFankalazana ny Fiakaran' i JesoaFitiavanaVolanaAntambahoakaZazafotsy640Current eventsFehezankevitra (fitsipiteny)Andry sy Rihana Enti-Manavotra an' i MadagasikaraAndron' ny AsaRazana (finoana malagasy)JodaismaKômonismaFanjakan' i Menabe1967Lisitra SwadeshHidirôzeninaFilazantsara araka an' i MatioFahasalamana🡆 More