Fitiavana

Ny fitiavana dia misy karazany maro: fitiavan'olo ndroa (gr:eros), fitiavana zavatra (ohatra: tia manao sakafo ...), fitiava-namana (philia), fitiavan'Andriamanitra (agape).

Ara-psykolojia, ny fitiavana dia fihetseham-po; saingy miditra an-tsehatra ny sehatra hafa rehefa mipoitra sy misongadina eo amin'ny fiaraha-monina izany fihetseham-po izany: - miditra an-tsehatra ny Lalana rehefa manolana (viol), manao firaisana ara-nofo am-pahibemaso, miray amim-biby (zoophilie)... - miditra an-tsehatra ny fivavahana rehefa hanamasina fitiavana. Andriamanitra mihitsy no Fitiavana amin'ny kristiana. - miditra an-tsehatra ny haisoratra rehefa hikalo ny fitiavana... Azrael na ANDRIANIRINA Harimalala Elyse

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Hiram-pirenenaFivavahan-drazana malagasyKabaryRafitra kôneksiônalyLionaKameronaBaskin-Robbins28 MartsaEorôpa AtsinananaMasoandroJobilyBetsimisaraka2012Mosavy (finoana malagasy)Repoblika Demôkratikan' i KôngôEpifaniaMpandrindra milinaFanambadianaAdizaozaSinemaSiansaGeorges AndriamanantenaFady (malagasy)Nekao II1188EjiptaAntiôkiaAviavyGidroRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Gregor MendelOram-panalaAndriamanitra (tokana)WikipediaBokin'i HenokaFanafodyBokin' i EzekielaAnaranaRonald ReaganAzia Atsimo-AtsinananaFoko folo very1700VazimbaPoaceaeAnamalahoFiteny frantsayAdy Lehibe FaharoaRavalomanana MarcFibebahanaMeksikaHasidismaSambatra2 DesambraSaryMohamadyZon' olombelonaFitenim-paritra malagasyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôMpisolo toerana (fitsipiteny)Davida (mpanjaka)KatroFokom-pirenen' i SimeônaAlikaBenoà XVFiarahamoninaVolafotsyFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyParisyTsirintenyFrantsaFokom-pirenen' i Benjamina🡆 More