Poaceae

Ny Poaceae na Gramineae dia fianakavian-javamaniry izay ahitana karazany miisa 12 000.

Maro aminy no karazana ahitra sy voamadinika. Mety manana tsiraka mafy toy ny volo (anisan' izany ny volotsangana). Ahitana Poaceae betsaka (mihoatra ny 40 % amin' ny velaran' ny Tany, afa-tsy any Grinlandy sy any Antarktika) ny eny amin' ny kijana sy ny hivoka. Fahita koa amin' ny toerana sasany toy ny faritra mando sy ny faritra misy ala ary ny faritry ny tondrà ny Poaceae. Anisan' ny Poaceae ny zavamaniry fihinam-boa na fihinam-batana toy ny vary, ny varimbazaha, ny katsaka, ny ôrza, ny ampembambazaha, ny fary. Anisany koa ny volo isan-karazany sy ny bararata. Anisan' ny Poaceae koa ny ahi-dratsy maro manimba ny fambolena toy ireo ao amin' ny karazany dimy, dia ny Cynodon dactylon, ny Echinochloa colona, ny Eleusine indica, ny Sorghum halepense, ary ny Imperata cylindrica.

Poaceae
Katsaka

Tags:

AmpembambazahaAntarktikaBararataEchinochloaFaryGrinlandyHivokaKatsakaKijanaTanyVarimbazahaVaryVoamadinikaVolotsanganaÔrza

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SeptambraFangitra ara-jeografiaEntimilaza229Charles Stark DraperHenri RatsimbazafySanta Fe de la Vera CruzFameno (fitsipiteny)SkandinaviaSecondo CampiniKabary famangianaFerdinand de SaussureHarrisonburg, VirginiaCharles BatchelorAnjara (finoana)CormontreuilKataraMathieu FlaminiFiteny kirondyFaches-ThumesnilNew Haven, ConnecticutKolontsaina malagasyJarosław KaczyńskiFiangonan' i KristyBodismaPeteraMarien NgouabiAvestaOsyAlfredo Stroessner640TenerifeJacques-Noël SanéRanomamyFanonganam-panjakanaPaoly (apôstôly)PaskaAkondro (voany)Fitrandrahana alaIsam-poninaTaom-baovao malagasySilamoHeinrich KoppersFamonoana Kômôriana tao MahajangaEvolisionaTetiandro ronikaJeôgrafiaBaiboly prôtestantaVarzaqanAsan' ny ApôstôlyArabia SaoditaAdizaozaAndriamangariraBaibolySainte MarieKarl MaiFiteny frantsayScranton, North DakotaFandrindram-piterahanaSaint-Gratien, Somme50 CentFitsikerana loharano (ampiharina amin' ny Baiboly)TeôlôjiaFinoanaRanavalona IIIYanchengRobert LouzonBokin' ny mpaminany (Baiboly)AlahamadyMaty🡆 More