Masoandro

Ny Masoandro (marika: ) dia kintana eo anivon'ny rafi-planeta misy ny Tany atao ho Rafi-planetan'ny Masoandro.

Ny savaivony dia misy 1 392 000 km eo ho eo (in-109-n'ny savaivon'ny Tany). 99.86%-n'ny lanjan'ny Rafi-planetan'ny masoandro ny lanjan'ny masoandro, ao ny asteroida, ny komety ary ny fajiry. Ny masoandro dia voaorin'ny hidirozenina (73%), helioma (26%) ary ny 3% sisany dia zavatra toy ny okzizenina, ny argôna, ny neôna, ny vy sy karbônina.

Masoandro
Tapa-masoandro

Eny an-danitra, fotsy ny lokon'ny masoandro, mety mivadika mavomavo koa ny masoandro noho ny hahaka. Ny sokajin'ny masoandro dia G2V, tenenina tsotra hoe kintana mavo noho ny sandrahany mavo-maintso eo amin'ny ilotro. Ny 52 dia manoro ny hafanana eo amin'ny velaran'ny masoandro : 5,780 K (5,510 °C.) ny V (isa romana midika "dimy") dia kintana manome ny hazavany amin'ny alalan'ny fitsonika niokleary mampiasa hidirôzenina (manatsonika hidirôzenina mba hivadika helioma). Tahaka ny 85%-n'ny kintana misy ao amin'ny galaksia ny masoandro (ny 15% mijanona dia kintana kely dia kely na kintana vaventy. Ny fehibory mafanan'ny masoandro dia mivelatra lalandava hatrany amin'ny 100 UA (fr. Unité astronomique) any ho any. Ny bola anelan-kintana (fr. "interstellaire") na heliosfera, dia rafitra ngeza indrindra ato amin'ny Rafi-planetan'ny masoandro.

Jereo koa

Rohy ivelany

Miteny anglisy

Tags:

KarbôninaKintanaTanyVy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

12 AprilyAnkizyPierre-Simon de Laplace8 Febroary195612 FebroaryFivavahana ao OgandaRômaSoisa2001Hasina (fanomezana)Gazety Akon'ny Diôsezy AmbositraRaozin' i LoteraAugsburg13 OktobraKatôlisismaFrantsaKisoaKanônan' ny BaibolyJesoa ara-tantara1. FC Union BerlinFiteny eorôpeana1900JionaEncyclopædia Britannica14 SeptambraKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaBabe RuthRongonyTantaran' i EtazoniaFivavahanaJezebelaJohn CarpenterMario Vargas LlosaAnkaramalazaAléxis TsíprasVehivavyFiangonana Jesosy MamonjyFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraIngosetia1592TsivorySV Darmstadt 98Zoro filoAngovo azo havaozinaWilt ChamberlainFisarahan' ny Fiangonana Tatsinanana sy TandrefanaKolikolyFitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto MadagasikaraAfrika AtsimoMichel Preud'hommeKabaryBoky fahatelon' i HenôkaTeôfaniaFanekem-pihavananaRainilaiarivonyFisian' i Kristy talohan' ny nahatongavany ho nofoVoasaryZozoroHenryk JanikowskiFifadian-kaninaAndriantsolySokelaEsira2014Fanekem-pinoanaRichard FeynmanTriniteFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraTeôlôjiaBibilava (antokon-kintana)Stôikisma1172AntankaranaEkôsyNzwani🡆 More