Oram-panala

Ny orampanala na oram-panala dia kristalin-dranomandry izay milatsaka avy eny amin' ny rahona amin' ny endrika bohaboha fotsy sy maivana.

Ny orampanala na oram-panala dia kristalin-dranomandry izay milatsaka avy eny amin' ny rahona amin' ny endrika bohaboha fotsy sy maivana. Miforona manodidina ny vihim-pivainganana, izay mety ho vovoka na poti-javatra hafa ao amin' ny soson-drivotra (atmôsfera), rehefa mivadiha ho vainga ny eton-drano amin' ny maripana manodidina ny 0° C. Mitsonika ireo kristaly ireo ka mifampiraikitra ka mamorona bohabohan' orampanala, izay mety hanana savaivo mirefy 7 hatramn' ny 10 sm.

Orampanala
Oram-panala

Jereo koa

Rohy ivelany

Miteny anglisy

This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Oram-panala, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.