Fitsipiteny Mpisolo Toerana

Ny mpisolo toerana na mpisolo milaza toerana dia sokajin-teny ampiasaina hanoloana ireo anarana na tarika anarana mitana anjara asa fameno milaza toerana.

Ao amin' ny fitsipiteny malagasy dia mpisolo toerana ny hoe eto, atý, aroa, ato, arý sns. Ao amin' ny fitsipiteny eorôpeana mahazatra dia isaina ao amin' ny sokajin' ny tambinteny mpisolo na mpisolo tambinteny ny mpisolo toerana. Ao amin' ny teny frantsay dia ampiasaina ho mpisolo tena misahana anjara asa fameno tsy mivantana ny tambinteny mpisolo toerana y sy en; anisan' ny mpisolo manontany ao amin' ny teny frantsay araka ny fampianarana fitsipiteny sasany ny hoe sy ny d'où.

Jereo koa

Tags:

Fameno (fitsipiteny)Sokajin-teny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

NikôtininaLisitry ny filohan' i MadagasikaraNjakatianaArabia SaoditaTondra-dranoEpistily nosoratan' i JakôbaAndrianaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)MeyFiteny hebreoTodyTenerifeDmitri MedvedevSandam-bolaTerakaLFiteny tamilyHypertext Markup LanguageBokin' ny OhabolanaZahaFitiavanaLes PaulMadagasikaraKolontsaina malagasyTobilehibeTsinyRy Tanindrazanay malala ôTorkmenistànaFototenyFanjakan' i Israely (mitambatra)AviavySinaBokin' ny SalamoTontolo iainanaAngatra (aretina)TsikafonkafombazahaAdaloIngosetiaNazaretaFamadihanaMpampiankin-tenyFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyHasinaAntenimieram-pirenenaDistrikan'i MaintiranoHoratio Herbert KitchenerTantaran' i EtazoniaFitampohaDidy FoloIràkaFirenenaMark JerrumFaritanin' AntananarivoKongonaTsindrimandry (fivavahana)FanjanahantanyKor'anyRavelonjanaharyModesto, KaliforniaTantaraTsirintenyGaliavietnamyConstantin StanislavskiRoandaWikiFanahy1840Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)VoronaGoogleLambo dia🡆 More