Ny tsiny, eo amin' ny kolontsaina malagasy nentin-drazana, dia fanamelohana (mety ho loza) mihatra amin' ny olona iray na maro vokatry ny fahadisoana niniana natao na tsy nahy, izany fanamelohana izany dia azo sorohina mialoha, ka ny mpanome tsiny dia mety ho ny fiarahamonina, ny Razana, ny Zanahary na ny hery tsy hita samihafa.
Izay nanao ny fahadisoana ihany no iharan' ny tsiny, ka tsy mitovy amin' ny tody izay mety mihatra koa amin' ny taranaka.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Tsiny, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.