Angovo Azo Havaozina

Ny Angovo azo havaozina (ho afohezina ho angovo a.h.) dia loharanon'angovo izay fivaozana voajanahary haingana mba ahafahantsika milaza azy ireo ho tsy mety ritra mandritry ny fotoan'olombelona.

Ny angovo azo havaozina dia tsy toy ny solika satria tsy mamokatra etona maro sy ny loto avy amin'ny setroka toy ny solika fôsily.

Angovo Azo Havaozina

Misy be dia be ny fampiasana mahazatra ny herin-drivotra, herin-drano, solika voatr'aina, ary ny angovon'ny masoandro ny angovo amin'ny firenena mandroso sy andalam-pandrosoaa. Fa ny famokarana herinaratra faobe mampiasa angovo azo havaozina izao dia lasa fahita matetika.

Angovo Azo Havaozina
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

AngovoSolika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô1997MetodismaVolanaFokom-pirenen' i JodàVoanihoTodyMarc RavalomananaZon' olombelonaAdy Lehibe FaharoaGuangdongFokom-pirenen' i IsraelySambatraRabibyIslandyOram-panalaFaritany eto MadagasikaraNizeriaFanjakana MitambatraTsiranana PhilibertJirofoFiraisana ara-nofoPaskaJesoa araka ny kristianismaFidangan' ny vidim-piainanaNekao IITetiandro gregôrianaAfrika AndrefanaAfrikaFanalana faditraFiangonana zandrinyAndron'ny TanyLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyBokin' i EzekielaMôsikaoTantaran' i EtazoniaDidy FoloSaolyWikiZanabintanaFahasalamanaFokom-pirenen' i LevyPaiso (voany)William ShakespeareFanafodyZivaTongolo gasyJobilyFanekem-pinoana nikeanaMediaWiki20 SeptambraSamboTsimihety2015BaibolyKameronaLezôtôPressyFitampohaVeliranoBôtsoanaSilamoEkiomenismaBibilavaGregôrio IX7 MartsaZazavavindranoHans Holbein le JeuneFahavaratraBielôrosia🡆 More