Tongolo Gasy

Ny tongolo gasy na tongolo lay na tongolo ejipta dia karazan-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Allium.

Maniry isan-taona, izay ny vodiny, izay manana fofona sy tsiro mahery, dia matetika ampiasaina amin' ny fandrahoan-tsakafo. Azo hanina koa ny vonin' ny tongolo gasy. Allium sativum ny anarany ara-tsiansa. Avy any Azia Afovoany izy io, ary heverina fa mety nampiasaina hatramin' ny 5 000 taona tany amin' ny faritra Mediteranea, indrindra tany Ejipta. Ankehitriny dia mbola be mpampiasa any amin' ny faritra maro izy io noho ny tsirony sy ny fampiasana azy amin' ny fitsaboana.

Tongolo Gasy
Tongolo gasy
Tongolo Gasy
Tongolo gasy sy hasiny

Jereo koa

Tags:

Azia AfovoanyEjiptaRanomasina Mediteranea

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AnimismaAl-TabariFanekem-pinoanaFiteny atabaskanaAndro fankalazana ao amin' ny jodaismaEzequiel LavezziDokuWikiJohn MajorMenalambaFizahàn-tanySunan ibn MajahDušan Basta26 SeptambraMediaWikiJavaFanjakan' ImerinaJa'far al-SâdiqToetanyPiramidaFotoanaFrederick BrooksNeptonaAterinetoTendro satrokaFrançois MitterrandXherdan ShaqiriTuriúbaTetiandro malagasyPuerto RealAostralia1981Fandroahana fanahy ratsyKrakówWashington D.C.1896Pierre-Emerick AubameyangHaranita-tsaina voatrolombelonaAirbus A380Júlio César BaptistaVertonMontaubanFanjakan' i Menabe25 MartsaHypertext Markup LanguageFiteny hebreoRepoblikaMarko AorelioIndiaVato RosettaAlahasatyGorontaloIràkaGregor MendelBanky Iraisam-PirenenaMichiganOdyInternet ExplorerFabio CannavaroLu'anTetiandro hebreoOhabolanaOlombelonaDurrësTanalaChennaiAlakaraboMouthoumetRadama VoalohanyAsa🡆 More