Ody

Ny ody dia tapa-kazo na tapa-javatra hafa izay ninoan'ny Ntaolo malagasy fa manan-kery hitondra ny soa sy hiaro amin'ny loza.

Karazana sampy isam-batan'olona ny ody, ka ninoana fa miaro na manome hery ny olona mitondra na miravaka azy. Ny olona avy amin'ny saranga rehetra dia afaka mitahiry ody. Mety ho tsara ny ody (tahaka ireo izay ampiasain'ny ombiasa mpanasitrana) nefa koa mety ho ratsy (tahaka izay ampiasain'ny mpamosavy).

Tags:

OmbiasaSampy (malagasy)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tromba1600Salamo faha-47Afrika12 FebroaryTanakhRepoblika Fahefatra (Madagasikara)20141301Samuel RatanyDrozaBokin' ny mpaminany (Baiboly)Kleôpatra VIIBokin' i EsteraSodànaFiainan-tsi-hita (kristianisma)JeômetriaDarceyPanjinRanomasinaKanônan' ny BaibolyBezahaKanadaHypertext Markup LanguageMartsaBaibolyGovernemanta MalagasyHéninelEdward James HarlandFlorenciaLavarsBanky Foibe EoropeanaMozilla FirefoxAndriamanitra ZanakaJobilyPergamôsyEtiôpiaLop BuriFaritra BetsibokaAnjely (araka ny kristianisma)Firaisana ara-nofoNobiaHaikoriam-boanaratraAbidyNôrvezy1870Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAnaranaTanàn-dehibeTetiandro malagasyCourcelles-lès-MontbardChristian HuygensRepoblika MalagasyKiantenyBrain-sur-l'AuthionMatoantenyKônsily tao Clermont tamin' ny taona 1095MalaoỳZanabintanaGreta GarboMontréalInjenieriaRainay any an-danitraBiôgrafiaFanafodyYelena TornikiduWuhanMeymand🡆 More